Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 16 juillet 2025
Antananarivo | 20h35
 

Répondre à un commentaire

16 juillet à 15:07 | gasy tsotrizao (#3859)

Ahoana moa no hatokisana ireto olona ireto kanefa manisa tsotra aza tsy hainy ? Ny 2 taona ohatra dia tapitra novembra 2024 raha toa ka desambra 2022 izy no niditra niasa satria lasa 2 taona sy iray volana izany izy no niasa ka ny fanontaniana dia hoe efa nisy fanavaozana ve zany ilay fifanarahana arakasa ?
Mety hoe nisy fahataràna ny fanombohan’ingahy be molotra tsotsoka dia handao ary ekena lay hoe tapitra 31 desambra 2024. Kanefa dia mbola tsy mety ihany koa ny kajy raha ampiana enimbolana io satria tapitra 30 jona izany fa tsy 31 jolay velively sa mbola nisy fanavaozana kely indray tao anelanelany tao ?
Ny tena fanontaniana zany dia hoe mbola manakery ve io fifanarahana arakasa io satria na izy efa nisy fanitàrana indroa na izy io mandeha nefa efa tapaka tany ho any kanefa ny lalàna mifehy io fifanarahana io dia tsy manaiky ireo toe-javatra 2 ireo.
Dikany : petatoko indray io hamiliana resaka fa tsy misy zavatra manjary ao sady hita moa fa tsy misy zavatra mandeha ho an’ny mpanjifa

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}