Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Inona moa no antsoina hoe « tsy maty manota » ?
Izy ireo dia izay rehetra :
– nangalatra sy nanimba fananam-bahoaka.
– nangalatra sy nanodina volam-bahoaka
– nandringana sy namono ny Malagasy, na koa tsy nandray ny andraikiny teo anoloan’izany.
Ireo Malagasy tsy maty manota no fototr’izao fahasoavana sy fahapotehana mitranga manjo ny Firenena izao.
Mila fongorina, mila atao haza, mila gejaina, mila omena sazy, ireo tsy maty manota ireo.
Raha mbola tsy sahy manao izany ny vahoaka tia ny tanindrazana, dia ho levona isika, ary ho rava ny Firenena Malagasy.
Rahoviana ary ?
Mbola hitazam-potsiny ihany ?
Io ihany sisa no hany vahaolana ho fanavotana ny Firenena sisa.