Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 20 juin 2025
Antananarivo | 18h52
 

Répondre à un commentaire

20 juin à 13:38 | rakotobe (#7825)

Madagasikara tsy maintsy mandroso

Simba ary mijaly fadiranovana ny mpandraraha malagasy hoy ny orinasa Alexia Kreation :

Hafatra hoan’ I Rainilaingarivony Cedric Rajoelina sy ireo totakely mpiaradia aminy toy ry #7070 votsa saina

" Miezaka mitraka , miezaka mitady vahaolana, fa tena efa mila tsy ho tafavoaka intsony. Mampiasa groupe électrogène mahalany 15 litatra mandrapa hariva ny andro , ny solika mandrapiverin’ny herinaratra. Vola isan andro ankoatra ny facture aloha aminareo. Ny asa efa ezahina atao amin zay planning mikorotana avokanareo, tsy misy fanajana lera atramin 2h maraina. Mijaly ny tanora mpandraharaha ?? Ny hetra voaloha ara dalana isan taona tsy misy taraiky, jiro sy rano tena laharampahamehana amin vahoaka tena tsizarizary ! Renim-pianakaviana maro no mivelona amin asanay tonpoko, ary mamelona ny ankohonany ??

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}