Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 16 juin 2025
Antananarivo | 21h20
 

Répondre à un commentaire

24 mai à 15:26 | rakotobe (#7825)

Ady hoan’ny FAHALEOVANTENA no antoka tokana mankany aminy FAMPANDROSOANA.

Abadoina fona isika, potehina ny fampianarana, ampahantraina isika, alaina ny harenatsika dia aondran’izy ireo any ivelany, ny tanintsika omena ny vahiny ary vahiny faona no mbola manjakajaka . Verezin-jo tanteraka isika, atao andevo aminy endrika moderna.
Ny fahavalom-pirenena dia mbola eo faona .toy ry Rainilaingarivony CEDRIC RAJOELINA.

Ka raha tiana ny mbola ho afaka milamina dia mila miady, mila manohitra, mila masahy. Mila mitady fomba ialana aminy geja.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.