Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Démission en cascade à la CENI - Le CENI, déjà inutile ne fonctionne donc plus. Le premier ministre n’éprouve (…)
Isambilo - Herintsalama, ou le mauvais procès fait à un gouvernement de l’action - C’est le moins qu’ on puisse dire.
Qu’ il y ait des personnes intègres et (…)
Jipo - Herintsalama, ou le mauvais procès fait à un gouvernement de l’action - Est-ce que le président a expliqué la raison l’ayant poussé à dissoudre le (…)
Isambilo - Démission en cascade à la CENI - La critique portée se veut constructive .
Etat plus que critique pour (…)
rakotobe - Démission en cascade à la CENI - Mais au fond Jipo, si une comparaison s’avère utile pour des soucis de (…)
Vohitra
{#URL_PAGE{archives}}





VERY FANAHY MBOLA VELONA NY GASY !
Raharaham-pirenena “Maha very fanahy mbola velona”
Very fananana ny vahoaka, hoy ny manam-pahaizana momba ny lalàna sy politika, Amiral Van Alexandre. Azo mosary ny firenena, hoy izy.
22-sept-2022
Tsy mandry fahalemana ny tany. Inona moa ny zavatra tsy miseho sy mitranga amin’izao fotoana izao ? Ny solika misy manapoka. Ny vono olona manerana ny tanàna. Ny lozam-pifamoivoizana mameno ny lalana. Ny harem-pirenena toy volamena hita etsy sy eroa. Ny fananan’ny hafa misy mibodo tsotra izao fotsiny. Ny valin’izany rehetra izany anefa dia ny hoe mbola mitohy ny fanadihadihana. Maha very fanahy mbola velona, hoy hatrany ny tenany, ny raharaham-pirenena eto amintsika.
J. Mirija/ Tia Tanindrazana.