Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- République ploutocratique de Madagascar - Luczanaran
La pauvreté et l’ignorance font le lit de tous les prédateurs (…)
bekily - République ploutocratique de Madagascar - Zanadralambo
OK
Voter FN est une aberration d’incultes qui ne retiennent (…)
bekily - République ploutocratique de Madagascar - Jipo
Pour mieux vous situer :
Vous êtes obnubilé par Macron qui n’est (…)
bekily - République ploutocratique de Madagascar - Les fachos et complotistes ex Arema se retrouvent pour chanter la gloire (…)
zanadralambo - République ploutocratique de Madagascar - Démocratie ? Fake democracy ( cherchez l’auteur de ce concept et lisez) (…)
luczanatan
{#URL_PAGE{archives}}





LALATIANA BM DEMANDE LA TÊTE DU SEG SERGE GELLÉ !
https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=pfbid0z3sE3Vqd1bM7xLEgYmoPGRQmEANV2eoaoEXcLFFFqcg9PfaN1XKNiPWsEYxyiYNWl&id=845024309218015
🔠Lalatiana RAKOTONDRAZAFY : "TOKONY MAMETRAM-PIALANA NY LEHIBE REHEFA MISY ZAVATRA GOAVANA TSY METY ATAON’NY TOMPON’ANDRAIKITRA TANTANANY" ”¼ï¸
â ŒTokony hametram-pialana noho izany ny SEG Jeneraly Serge GELLE, manoloana ny vono moka nisy tao ikongo.
✅Na tsy anisany nitam-basy tao aza dia ny fahendrena dia ny miala satria tsy voafehinao ny andraikitra sy ny olonao ka mila manaja tena, saingy noho ny fitiavam-boninahitra dia eo ihany aloha.
🔠SEG Serge Gellé : OLONA MBA NANTENAINA HO MANAM-PAHENDRENA KAY MITOVY AMIN’NY OLONA NANENDRY AZY IHANY ”¼ï¸
"Mieritreritra ve ianareo fa izao tsy fandriam-pahalemana izao dia ny fitondrana no nahavoa azy... tsia tsia diso ianao".
â ŒIza no nampanantena vahoaka teo fa hanome asa ho an’ny tanora vao tonga eo amin’ny fitondrana, ny mpanohitra ?
â ŒNy tsy fisian’ny asa Atoa Sekretera jeneralin’ny zandarimaria no mahatonga ny tsy fandriam-pahalemana nirongatra, sao tsy takatry ny sainao izany.
â ŒOlona mba nantenaina hanana fahendrena kay mitovy amin’ilay olona nanendry azy ihany misekoseko rehefa omena fitenenana tsy mba mahalala mandinika ny teny aloaky ny vava.
✅Hahilika any amin’ny tsy fahampian’ny fitaovana indray ny resaka rehefa tratra amin’ny tsy fahombiazana nefa rehefa hampihorohoro mpanohitra sy ireo olona mitaky ny zony sahala amin’ireny tany miady ireny ilay Madagasikara.