Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Un an de Refondation : doutes et perplexité - Vohitra,
Ary mba azonao lazaina ve ny maty nandritran’ny fampandrian-tany (…)
Isandra - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Avec sa misère intellectuelle le " cafard " en troll attitré se délecte sur (…)
RATOVO - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Boloky
Emprisonner le journaliste qui avait rapporte
La naturalisation (…)
bekily - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Rakotobe,
Izay ilay feo, tsy misy iraharahianay izay hiafaran’ny firenena (…)
Isandra - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Rakotobe,...
Arrêtez votre cirque à deux balles.
La justice devrait se (…)
Isandra
{#URL_PAGE{archives}}





LAALATIANAVALIAS BM À DROITE DE MR HO !
20 Septambra 2022- « Scandales » isan-karazany nandritra ny fitondran’ny Filoha Andry Rajoelina : Tsy nijanona intsony fa mila ho isan-kerinandro na isam-bolana ny « scandales » mahakasika ny mpitondra amin’izao nanomboka tamin’ny raharaha volamena 73,5kg tra-tehaka tao Afrika Atsimo ny 31 Desambra 2020. Nilaza i Mahery Lanto Manandafy fa misy tokoa ny scandale ataon’ny tompon’andraiki-panjakana sy ny ministra , saingy misy ihany koa ny dossier mahakasika ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta izay ny Ministry ny Serasera Lalatiana Rakotondrazafy ihany no mamoaka azy any amin’ny mpanao gazety.