Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Un an de Refondation : doutes et perplexité - Ceci dit je viens d’apprendre que la France a déjà envoyé des militaires et (…)
tonga soa - Un an de Refondation : doutes et perplexité - "Ma poule" faut retourner à l’école...où as tu vu que je lançais des fleurs (…)
tonga soa - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Comme tu dis "ma poule"...dans sa logique.
OUF, heureusement ce n’est pas (…)
tonga soa - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Peut on rigoler un coup
REMARQUER LE TON SOLELAKISTE
DE GEPETTO LE (…)
bekily - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Peut on rigoler un coup
REMARQUER LE TON SOLELAKISTE
DE GEPETTO LE (…)
bekily
{#URL_PAGE{archives}}





Mangatsiaka mamirifiry ankehitriny ny eto an-tanindrazana (tsy milaza velively izany fa eto an-toerana ny tena) ary mamely mafy ny sery ka tsy hay na ilay covid izy ity na dia gripa fotsiny izao.
Mampatsiahy ny hira "isika" an’ny "Hazo Midoroboka - Jomak’Ampama", tonon-kira nosoratan’i Tsilavina Ralaindimby manao hoe :
"...
Tsy mba mody ny atoandro
Kotsan’ny oram-pahavaratra
...
Tora-kovitra ny antoandro
Mandry fotsy ny hariva ..."
Izay no iainan’ireo Ambanilanitra mitambatra antsoina hoe Malagasy, miaina ao anatin’ny fahoriana sy ny fahantrana ary tsy raharahin’izay fitondrana jiolahim-boto tranon-dainga.