Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- République ploutocratique de Madagascar - Bonsoir, Kartell.
Je sais, cher ami., je sais...
Bien à vous.
zanadralambo - République ploutocratique de Madagascar - Bonsoir, zanadralambo,
Évitez de polémiquer avec ces révisionnistes, vous (…)
kartell - République ploutocratique de Madagascar - Merci, Ikala Paingotra, pour votre "argumentaire", un peu plus étayer que (…)
Albatros - République ploutocratique de Madagascar - @canal baobab.
Salut, copain, ça fait un moment que tu m’interpelles. La (…)
zanadralambo - République ploutocratique de Madagascar - Quand ce n’ est pas facho, c ’est complotiste, & accompagné de homo (…)
Jipo
{#URL_PAGE{archives}}





manao ahoana daholo.
lay izy, fanimbana no betsaka ataon ireto miseho ho vazaha ireto.. simba ny serasera eto, eny ! fa na dia tsy mamaky zay soratany aza.. mitsambikina laharana soratra betsaka ka indraindray tsy voavaky ny tiana ho vakiana.. ity toerana ity no mba fizarana ny momba ny mada, tanintsika, kanefa dia feno taim bazaha miseho ho franssse.. obs.luci.. hono kanefa jamba, ilay iray moa, dia sahala ny omby vositra (castré).. dia sasatra manenjika aoriana i arsonist foana.. tsy hainy na tsy takatriny sainy fa matoa izy manenjika, dia ao afara izy zany.. tsy tantiny ilay Paris Ma ville.. angamba RSA ny fidirambolany na AAH raha latsakiny 60 taona ?? minimum vieillesse ???