Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Il faudra plus que des mots pour combattre la corruption - Je suis un fin de race moA " le punk à chien" poumarat francois spoilé (…)
canal baobab 13 - Madagascar–France : Jean-Marc Grosgurin prend ses fonctions dans un contexte diplomatique en mutation - Lohanangidina mandrevy...
bekily - Il faudra plus que des mots pour combattre la corruption - Troll parano pourri heureux dans sa puanteur...
bekily - Madagascar–France : Jean-Marc Grosgurin prend ses fonctions dans un contexte diplomatique en mutation - Heuuu
Je ne suis pas imbibée de betsa betsa...comme le troll tenancier de (…)
bekily - Il faudra plus que des mots pour combattre la corruption - ALLEZ à demain. Quelque chose me dit que vohitra shalom reprendra sa (…)
tonga soa
{#URL_PAGE{archives}}





ZANAK’ISANDRA ANY MOA IZAY. AJA NY FITAROGNANA AGNIMOA RO JIRENA FA NY RAHA AO ANATY LOHANY AO.
"Nambinintsoa Alpha Narcisse : hanatrika ny fihaonambe momba ny Fanabeazana any New York
â–¶ï¸ Hisolo tena ny zaza malagasy ary hitondra ny feon’izy ireo any New York mandritry ny fihaonana an-tampony momba ny fanavaozana ny Fanabeazana i Nambinintsoa Alpha Narcisse araka ny vaovao avy amin’ny UNICEF. Ity farany izay mpianatra nahazo ny naoty ambony indrindra tamin’ny fanadinam-panjakana bakalorea fampianarana ankapobeny taona 2022 teto Madagasikara.
â–¶ï¸ Avy any Nasandratrony Fianarantsoa izy ary mpianatra tamin’ny kilasy famaranana sokajy C tao amin’ny kolejy Saint François Xavier Fianarantsoa. Tanterahana any New York ny 16 hatramin’ny 19 septambra ity fihaonambe momba ny Fanabeazana ity."