Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- A-t-on vraiment besoin d’une nouvelle constitution ? - Re Bekily
Entre le foko et fokonolona une politique que Ratsimandrava (…)
Turping - Michaël Randrianirina : « Il faut changer beaucoup de choses à Madagascar » - @ Rakotobe
Inona ny olana Misitery Rakotobe ? Mahay miteny gasy ange izaho (…)
Maestro - Michaël Randrianirina : « Il faut changer beaucoup de choses à Madagascar » - Ataovy amin’ny teniindrazana leroa rahefa tsy mahafehy teny vahiny an ! (…)
rakotobe - A-t-on vraiment besoin d’une nouvelle constitution ? - Bonsoir Turping
J"attirais.l’attention sur la différence fondamentale entre (…)
bekily - Michaël Randrianirina : « Il faut changer beaucoup de choses à Madagascar » - Démocratie source d’instabilité ?
On croirait entendre Traore ou Kim ...de (…)
bekily
{#URL_PAGE{archives}}





Indraindray misy ny fifandrifian-javatra amin’ny fiainana saingy misy dikany avokoa izy ireny.
Ohatra iray omeko etsy ambany koa mba misy afaka manazava ve ?
Nisy ireto solon’anarana roa manaraka ireto hiantefan’izao fanamarinana izao :
– niara tonga andro iray teto amin’ity serasera ity ireo solon’anarana roa ireo raha nandray soratra volohany
– mifanaraka ny isa-marika nomen’i MT azy roa tonta
Ahoana indray arsonist ny proba mety mampisy ny toe-javatra toa izany ?
Ireto ireo solon’anarana ireo :
Doda (#11335)
La Fouine (#11336)