Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Un an de Refondation : doutes et perplexité - Vohitra,
Ary mba azonao lazaina ve ny maty nandritran’ny fampandrian-tany (…)
Isandra - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Avec sa misère intellectuelle le " cafard " en troll attitré se délecte sur (…)
RATOVO - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Boloky
Emprisonner le journaliste qui avait rapporte
La naturalisation (…)
bekily - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Rakotobe,
Izay ilay feo, tsy misy iraharahianay izay hiafaran’ny firenena (…)
Isandra - Un an de Refondation : doutes et perplexité - Rakotobe,...
Arrêtez votre cirque à deux balles.
La justice devrait se (…)
Isandra
{#URL_PAGE{archives}}





Rainongory Salama eh
Azafady aminao raha diso fanoratra ny anaranao Tompoko
Io no voalana
Raha ny fandrabirabina sy fanebatebahana ataonao an’i Shalom noho ny fananany karampanondro jiosy, ary ampianao ihany koa fa i Arsonist dia manana passeport telo, gasy, jiosy, vazaha, dia efa tsy mahazo resaka raha tsy mahita fa halanao ny jiosy.
Lviko tnaterka ny filazanao io Asa ianao raha mba manraka ity Forum ity Izaho dia manaraka tokoa
na dia tsy nandray anjara aza
I ARSONIST Nilaza teto izy fa manana citoyennete 3 ( telo)
Dia izao no nosoratany FRACO-MERINA_ ISRAELIENNE io no nosoratany ARSONIST
Ko dia nolazaiko hoe tsy CITOYENNETE Fa Malagasy no Citoyennete Tsy misy izany Citoyennete
Merina izanyKoa raha Soloina izany io Merina nosoratan ARSONIST io dia lasa
FRACO-MALAGASY_ ISRAELIENNE izany hoe manana passeport telo izy izany
Passeport Francais Passeport Malagasy ( fa tsy misy i
Veloma ary Tompokolahy Rainingory
Raha mbola misy tsy mazava aminao dia vonona foana aho hamaly anao
Ary maninona moa tsy izay olona voalazako eto no miresaka mivantana amiko Fa mila- mpisolo
vava ?
Ny mikasika an Shalom dia ho ataoko manokana