Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- PLF 2026 : le gouvernement fixe ses priorités - azafady misy délestaze be ...
Jipo - PLF 2026 : le gouvernement fixe ses priorités - mince !!!
pourquoi ils en parlent ?
savent-ils tout au moins ce que l’on (…)
reviv - PLF 2026 : le gouvernement fixe ses priorités - Oui un lycéen au « courant » mais sans délestaze , un lycéen « branché » : (…)
Jipo - PLF 2026 : le gouvernement fixe ses priorités - Oui un lycéen au « courant » mais sans délestaze , un lycéen « branché » : (…)
Jipo - PLF 2026 : le gouvernement fixe ses priorités - Oui un lycéen au « courant » mais sans délestaze , un lycéen « branché » : (…)
Jipo
{#URL_PAGE{archives}}
Ny omaly tsy miova :
Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :
Ireto ireo lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary nolazaina fa ho vitany ao anatin’ny 5 taona kanefa tsy vtan’ny teo aloha nandritr’izay 60 taona lasa izay.
– Carte VISA ho an’ny mpianatry ny Anjerimanontolo
– Fidinan’ny vidin-tsolika @ antsasany
– Fanagadrana izay mitsikera ny fitondrana : Tsy hisy intsony filoham-pirenena hanagadra anao noho ny hevitra tsy mitovy..
– 200 000 ar ny karama farany ambany
– Bulding marobe
– 50 000 logements
– 4x4 afaka mananika tendrombohitra
– Drônes miady amin’ny dahalo
– Miami
– Côte d’Azur
– Parking EPP
– Tanamasoandro
– Piscine olympique
– Puce-n’omby
– Tramway
– Fambolena Coton Tuléar
– Paris (Antsihanaka)
– Fizarana tany 1ha isan’olona
– Angidimby 10
– Fitaovana manara-penitra ho an’ny miaramila
– Fiakaran’ny vidin’ny lavanily
– Panneaux solaires anti-delestage
– Angovo sy rano ho an’ny daholo be mora vidy
– Fampianarana maimaim-poana
– Fahasalamana ho an’ny daholo be tsy an-kanavaka
– Asa ho an’ny rehetra
– Indostria ho an’i Madagasikara
– Ny vehivavy sy ny tanora ho an’ny ho avy
– Fahampiana sy fahaleovantena ara-tsakafo
– Fitantanana ny harena voa-janahary an’i MAdagasikara
– Fitantanana manan’andraikitra ny faritra
– Ny spoaro, rehereham-pirenena
– Ady amin’ny kolokolo
– Làlana Ambilobe Vohémar, Tetezana Ampasika, Anosizato, RN44 izao indray autoroute Tanà Toamasina
– Orin’asa isaky ny faritra 22
– Tranomaizina manokana ho an’ny mpanao kolikoly
– Kit scolaire + feutre (???)
– Comptoir d’Or de la BFM
– Karaman’ny filou isam-bolana homena ny faritra
– Ho foanana ny sénat
– Oniversite isam-paritra
– Karniem-pokotany misy « CODE BARRE » manara-penitra
– Ravalomanana no filohan’ny mpanohitra
– GasyCar
– Kianja manara-penitra
– Téléphérique (Sans budget, sans étude d’opportunité) MERCI LE VEILLEUR alias L’EVEILLEUR (#1331)
– Ozinina momba ny fambolena any Itasy
– Drônes
– RN 13 : si je ne termine pas la réhabilitation de cette route, je ne ferai plus de politique
– La plus grande cimenterie d’Afrique
– Usine éthanol Ambilobe
– Locomotives FCE avec les Wagons ...
– Flyover Antananarivo andrefana
– Ordinateur par Fokontany
– Handrakotra ala an’i Madagasikara (Guiness record fambolen-kazo)
– Tsy andoavambola ny fampianarana eny amin’ny fanabeazana fototra (maro ny nikatona satria tsy mandray karama ny mpampianatra FRAM )
– Digitalisation bourses d’études
– Plan Marshall
– Iles Eparses
... Sao misy mazoto ny hanoy.