Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Une tournée présidentielle qui prend des airs de campagne électorale - Il n’y aura pas de grand soir
Le colonel est courageux mais pas téméraire (…)
rakotobe - Le titre ne fait pas le moine, les discours non plus - Coucou jipo
Parlons nous de Mada ou de la France ?
bekily - Une tournée présidentielle qui prend des airs de campagne électorale - Il est
— imprepare
— parachute
— naif
— complètement manipule par son (…)
bekily - Le titre ne fait pas le moine, les discours non plus - En conservant les memes acteurs c’est comme une soupe en continuant à (…)
Jipo - Le titre ne fait pas le moine, les discours non plus - Parce que vous croyez qu’ ailleurs c’est pas pareil ?
Vous croyez que ceux (…)
Jipo
{#URL_PAGE{archives}}





Ny mandainga sarotra fa raha nisy iray monja vokatr’iny hetsika nataon’ny RMDM Diaspora France iny dia ny nampitorovana ny sandry sy tànan’ny mpiasa mpisolelaka foza 🦞 rehetra hamono afo, ka nahafahana nahita maso mihitsy ireo lohandohany amin’ny mpiaramiasa amin’i BM, jereo ny sariny sy ny anarany eo amin’ny pejy fb an’ny Hetsika Montpellier fa sao dia ilay mpifanolo-bodi-rindrina aminao ! 😠😆
Aman’hetsiny ny nanao LIKE ny hafatra rehetra nahelin’ireo rantsamangaikan’ny mpanohitra eto na any Dilambato, ny Rmdm Diaspora, Les Indignés de Madagascar, GTT La Réunion, ny SAHIA Lasa Izao sy ny Hetsika Montpellier, na ny K-2 Pejy Ofisialy, raha tsy hitanisa afa tsy ireo fotsiny sy tsy hilaza akory ireo haino amanjery rehetra nampita ny vaovao.
Miala tsiny aza ireo vondrona fb ireo fa tsy ho afaka atao namana daholo ireo fangatahana azo fa dia tazomina fotsiny ny fenitra, tano ny azo fa aza hamelana ("il faut tenir BON et informer le monde", NEVER GIVE UP).
Entina hilazana izany fa tsy hita isa noho ny lainga afafindry foza 🦞🦞 isany eto ny hery fanoherana ity Didy Jadona ity. Indrindra moa rehefa mamaky ny lahatsoratr’i papi zano, na ny post an’i Isandra sy ry Burt 🦞🦞🦞.
Aiza re izany e, ny manetsa be mbola ho avy, amin’ity herinandro ity indray ohatra, rahampitso, raha afakampitso, raha teloana, raha loakandro.