Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 17 juin 2025
Antananarivo | 23h04
 

Malagasy

Atrk’asa ny MAP

Vonona am-bava ny vahiny

mercredi 11 juin 2008 | Naivo kely |  398 visites 

Nifarana omaly ny fikaonan-doha momba ny MAP. Vonona ireo firenena vahiny ny hanohana ny tetik’asa izay voarakitra ao anatin’ny MAP. Vola mitentina 5 miliara dolara no ilaina, ahafahana miasa mandritra ny dimy taona.

Raha izay atrik’asa nandritra ny roa andro izay no jerena, dia hita fa mbola fanekena ambava hatrany no ataon’ny mpamatsy vola mahazatra sy ireo firenena vahiny. Tsy mbola voafaritra mazava ny vola hanampian’izy ireo antsika, indrindra fa ny hanomezany ny vola. Toy ny fahita hatramin’izay, ka ny tarehi-marika fotsiny no hambara, fa mitarazoka ny fanomezana izany vola izany. Isan’ny maha-taraiky ny asa tokony ho atao izany, satria tsy voafaritra mazava ny vola entina hanampiana antsika.

Dia ho sanatria ve ka ho herim-po very maina fotsiny ny finihavan’ny fitondrana nanao iny dinik’asa iny ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}