Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 09h11
 

Diaporama

Mouvement des dirigeants religieux à Antsojombe

Ton critique

lundi 22 février 2010 | Ra Bens (Photos)

Le coordinateur du Mouvement des ecclésiatiques, essentiellement composé de pasteurs de l’Église réformée FJKM, le Pasteur Roger Andriamisata, a appelé chacun à être un témoin de la vérité sur son lieu de travail. Et cela sans craindre les menaces.

43 commentaires

Vos commentaires

  • 22 février 2010 à 07:50 | Boto (#1954)

    Raharaha ihany ity famelomam-bady aman-janaka ity fa efa tsy anavahana olon-tsotra na Pasitera FJKM intsony ny fitiavam-bola. Am-bava homana am-po mieritreritra rey olona o ! Ny bankin-dra8 mbola manome toky na dia efa be aza izay natobaka tetsy sy teroa izay ; sa izay ilay hoe miditra @ makarakara dia mivoaka amin’ny kiloadoaka ry le8 ???? Tsy azoko fa maninona no mihetsika hoatran’izao ry Rapasy, f’angaha tsy mazava ilay hoe « Minoa fotsiny ihany e ? » Sa ity ilay hoe Finoana arahan’asa ????

    • 22 février 2010 à 08:10 | stand up (#2470) répond à Boto

      Tsy mahagaga ny loham-boto fa toy izao anao izao.Tsy miendrika ny hovaliana akory kanefa dia aleo ihany ampahafantarina ny adala ny fahadalany sao ananan-tsiny !.Raha ny fanaonareo voavidim-bola no lazainareo fa manentana ny olona rehetra tsy manaiky ny fangejana sy fangalarana ataon’io didy jadonareo io dia manofisa fa aleonay maty mitsangana toy izay mandohalika eo anatrehan’ny karazan’olona toa anareo izao !Averiko indray, alaonay maty noho ny faharesen-dahatray fa tsy mety izao asan’ny devoly ataonareo izao toy izao hanaiky hangina fotsiny @ izao .Mainka moa fa ny mpitondra fivavahana ireo izay mahalala an’Andriamanitra sy ny sitrapony, hataon’ireo ahoana ny hangiana ?!!!Ianareo voavidim-bola mipetraha, ianareo manaiky taingenam-bozona matoria, ianareo maty eritreritra maneke fa izahay kosa tsy Hangina mandrakizay raha mbola misy ny tsy rariny, ny geja, ny halatra ny didi-jadona.Ny mino tsy maintsy mandresy ary voalazanao tsara fa ny finoana tsy arahan’asa dia maty !

    • 22 février 2010 à 09:19 | Aiza ny tanindrazako (#1120) répond à Boto

      Manohiza mitsangana ry olo-marina fa olombetaveta sy mpanao lohamboto no mitondra ny firenena. Mazava ho azy alefany mankaiza ny hoavin’ny zanantsika.
      Ry zareo no mivarotra tanindrazana, pétrole, vatosoa, uranium, nosy kely miaraka @ territoire maritime feno trondron-dranomasina. Varotany @ vahiny mpanjanaka daholo ireo ka izy indray no mieboebo miteny hoe voavidy ny pasitera sy ny mpivavaka.
      Raha tsy tena azonao dia voavidin’ny ran’i Jesosy ny mpivavaka marina ka tsy azon’iza n’iza vidiana intsony. Ary izany no tsy atahorany intsony ny basy sy ny fahafatesana satria tsy maintsy aseho masoandro ny fahavetavetana sy fanaovana didy jadona na dia hiafara @ fanapahan-doha aza. Aza adino i Jaona mpanao batisa (notapanan-doha satria nitsikera ny zava-dratsy nataon’i mpitondra tany Palestine fahiny)sy Rasalama ohatra velona teto @ tanintsika

    • 22 février 2010 à 09:40 | Noue (#2427) répond à Boto

      Olombelona tahaka ny olombelona rehetra izay mahatsapa ny tsy fisainan’ireo tia tena , mpanorohoro , mpanao sorona ny olona mba ahazahoana toerana hanjakan’ny baroa sy ny fitiavan-tena sns..ireo mpitarika ny tolona , eny na dia mpitarika fiangonana aza ireo olona ireo ka aiza ny olana ???

      Soahiany aza fa misy ireo olona ireo miaraka mivavaka @ olona natao sorona , mijaly @ tsy fidiny noho ny tsy fisainan’ny kelifingotra lavanify sy ny tariny.

      Ahoana moa hoy Jesoa ? manantona ahy ianareo izay mavesatra hentana , dia iny ry zareo manantona tokoa.

    • 22 février 2010 à 12:31 | Andry (#2028) répond à Boto

      Dia Boto tokoa ve ny fijery sy fisainana.

    • 22 février 2010 à 13:54 | rabri (#2507) répond à stand up

      Eglise réformée hoy ianareo ????

      C’est dans la tête de CERTAINS de ces pasteurs FAUX INTERPRETES DE LA BIBLE QU’IL FAUT REFORMER EN PROFONDEUR.

      Manarak’izany, efa lany angamba ny sôsy zatra fanipin’ny Ilay Valo ka hoe : « Tompoko, tompoko, avereno aminay anie izy ô !!! » na koa hoe : « Mba ampio katsaka Dada an !!! »

      lol !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

    • 23 février 2010 à 12:15 | mevasoa (#3666) répond à Boto

      HAY VE OLONA VITSY KELY no teny é, raha toy izao no ataon’ny Pasitera fa tsy ny hampandroso ny fiangonanay no manahirana azy dia aleo miova finoana, misy betsaka izy eto.

      FJKM tsy alehany.

  • 22 février 2010 à 08:32 | Bily (#1914)

    Pasteurs,Prêtres,Militaires,Policiers et Gendarmes doivent cesser toute ingérence dans la vie politique à Madagascar.
    La politique aux politiciens, les casernes aux militaires et gendarmes,les églises aux pasteurs et prêtres. Chacun à sa place,et les coqs seront bien garder.

    Le mélange du genre entraîne la pagaille et donne des indigestions.

  • 22 février 2010 à 08:55 | Ramarolanoana J (#1663)

    Les pasteurs ne devraient pas trop s’impliquer dans les affaires politiques. Ils peuvent donner publiquement leur avis (=être d’accord avec l’application des accords signés, dénoncer les abus) mais ne doivent pas se rabaisser au niveau des hommes politiques. En effet, la religion (chrétienne) est une arme puissante qui peut être maniée à tord et à travers (=il y a 2 magros en ce moment, bravo à la hat).

  • 22 février 2010 à 09:18 | Ndray (#3695)

    Tsy fantatro aloha ianareo rehetra manohitra « ny hetsiky ny Mpitondra Fivavahana » ireo na Kristiana na tsia, fa ny tsapa dia toa tia ratsy ianareo ireo, miala-tsiny amin’ny fitenenana mivantana, fa tena mampihorin-koditra ny fisainanareo. Tsy takona afenina ny zava-dratsy misy eto amin’ny Firenena ataon’ireo mialaza ho « mpitondra fanjakana » ankehitriny. Dia hangina ve ny Mpitondra Fivavahana noho ny fijalian’ny olony. Raha Kristiana ianareo dia fantatrareo ny tanatran’ny zanak’Israely, navoakan’ Andriamanitra tsitoha avy tao Egypta...
    Izany no Herin’Andriamanitra maniraka olona hanafaka azy amin’ny fangejana sy tsy rariny ataon’ny devoly, satana !!! Ny Fivavahana hany sisa herin’ny vahoaka malagasy ankehitriny, iza anefa no hampitodika azy amin’Andriamanitra ??? Soa fa mbola teo ny « Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana » ???
    Nisy fiteny matetika hitako amin’ny forum toy izao : « MAHERY ANDRIAMANITRA » , ampiako hoe Izy irery ihany no hanafaka ny malagasy amin’ny fangejana sy fampahorina ataon’i Devoly sy ny forongony eo amin’ny fitondrana amin’izao fotoana izao !!
    Ary farany, inona no atahoranareo VAVAKA ry HAT sy ny forongony a ???

    • 22 février 2010 à 10:07 | Rasoa (#1122) répond à Ndray

      Samy olom-pirenena feno saingy tsy misy hitovizany mihitsy amiko ny mpitandro filaminana sy ny mpitondra fivavahana.

      Ny voalohany : hitandro ny filaminana ary hiaro ny vahoaka sy ny fananany ;

      Ny faharoa : hitaiza ny fanahy maha olona ary hitandro ny fahamarinana mandrakariva eo amin’ny vahoaka araka an’Andriamanitra ;

      Noho izany dia mendrika hamporisihina hatramin’ny farany ny Ray aman-dreny am-panahy hitarika ny olona hijoro amin’ny fahamarinana ary tsy hanaiky ny hoverezina sy hitsahina amin’ny asan-devoly ;

      Soa fa misy ireo ao amin’ny Hetsika satria mila azy ireo ny vahoaka hitarika fa raha mandeha irery dia voadaroky ny lacrimogène.

      Soa fa misy azy ireo mba manentana ny fanahy maha-olona fa tsy miondri-dava eo anatrehan’ny be sandry ;

      Fahamarinana ary vavaka no hasandratra ka ataoko fa tsy misy tokony hanevatevana izany eto sa misy mampatahotra ??

      Tsy ampy ireo sary 15 ireo fa izaho nahazo film fa olona rey izao tompoko - olona rey izao ary misaotra an’Andriamanitra tsy tao Antshamanitra satria mino aho fa raha ireo voaala sary dia tsy ho homby tao ! Vahoaka hendry nandeha an-tsitrapo fa tsy nokaramaina ary nivavaka ho ahy sy ho anao ary ho an’ny Tanindrazana !

      Raha te-hanevateva ny sasany dia i Odon Razanakolona tevatevaina fa izy no ati-doha nikotrika ny teo amin’ny episcopat tamin’ny 17 mars 2007 ka nahatonga izao krizy lavareny hirotsahan’izao tontolo izao !!!

    • 22 février 2010 à 13:09 | hafatra (#1895) répond à Rasoa

      Rasoa o,

      Inona ary ity manao fanavakavahana ara-pinoana ity, rehefa fjkm dia ankalazaina, lazaina fa fahamarinana fa rehefa katolika na finona hafa dia henjehina !

      Mba diniho ihany izay zavatra lazaina ary ataovy manakaiky kokoa ny soratra masina .

      Manontania tena inona re ny zavatra tokony ho lazain’i Jesoa amin’izany hevitrao izany ?

      Mitandrema ihany fa sao dia lasa fariseo vaovao .

    • 22 février 2010 à 15:23 | rabri (#2507) répond à hafatra

      NY fianakavian-dry Rasoa en 2010 anie dia mbola ohatran’ireny fianakaviana tamin’ny andron’i Ranavalona 1° ireny foana e !! Hoy ny anatry ny ray aman-drenin-dRasoa amin’ny zanany « Tandremon-TENISANY mba manambady ireny katolika ireny fa ho VOAOZONA ny taranaky tenisany »

      Bon lèche-vitrines Rasoa ô !!! Dia mba itondrao léche-frite hono ry Rapasy Rasendra ... fa mba tiany ery ny olona mi-lèche-bottes azy e !

    • 22 février 2010 à 15:28 | Rasoa (#1122) répond à hafatra

      hafatra ô,

      Tsy niresaka finoana mihitsy aho teto hoe : katolika na fjkm (noteteziko izay nosoratako fa tsy nisy izany fa sao diso famaky ianao)- ary tsy nankalaza fjkm mihitsy koa.

      Tsy tsaroako ho nanenjika ny hafa finoana aho ka aza disoinao ny tiako ambara.

      IRAY no Tompointsika kristianina na samihafa aza ny fomba entina hanehoana ny finoana Azy.

      Famahana krizy no hibahanan’ny ady hevitra ary ataoko fa mazava amin’i hafatra koa izany. Io krizy io anefa tsy tongatonga ho azy fa nisy namporisika (ni-« encourager » no tiako ambara)ary sangany tamin’izany i Odon Razanakolona ary TSIPIHIKO (je souligne)tsy ny vahoaka katolika akory.Io krizy io indrindra no mampahory ny « vahoaka tsy vaky volo » amin’ny lafiny maha-olona rehetra (ara-nofo - ara-PANAHY indrindra indrindra). Tsy vitsy ny efa nivary lavo : lasa mpanendaka - lasa mpandroba - lasa ADALA mihitsy noho io krizy io.

      Ary izany indrindra no mampijoro ny Mpitondra fivavahana ao amin’ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana mba hitondrany ny anjara birikiny amin’ny fijoroana amin’ny fahamarinana. Fotoam-bavaka no handraisany anjara amin’izany kanefa dia mampitraotra aok’izany ! Olona an’alin-kisa tsy te-ho very FANAHY ary MIVAVAKA ho an’ny Tanindrazana no manara-dia azy ireo ka dia hosoram-potaka fa voavidy vola ???

      Ka ny tiako lazaina dia tsotra :

      Mpitondra fivavahana koa i Odon Razanakolona ka raha ohatra misy fahadisoan’irety manao hetsika dia mba lazainy ny heviny satria ZO-ny izany.

      Fa raha izaho Rasoa - rehefa mety ho HETSIKA HIJOROANA AMIN’NY FAHAMARINANA HIADIANA AMIN’NY DEVOLY dia tohanako. Ka tsy haiko izany Fariseo-nao izany.

      Tantara taloha angaba izany fa mitolona ho amin’ny famahàna ny krizy eto Madagasikara isika izao.

      Misaotra tompoko !

    • 22 février 2010 à 15:38 | Rasoa (#1122) répond à rabri

      rabri,

      Ny hafatry ny Ray aman-dreniko voalohany dia eo amin’ny fomba fitenenana : mifanajà !

      Tsy mbala nanao ny zanany hhoe « tenisany » izy ireo fa ny Ray aman-dreninao no nanao an’izany anao angamba.

      Manarak’izany : Ny Ray aman-dreniko dia Mpino protestanta « Loterana » ;

      Ny rahavaviko ROA dia katolika hirongirony nanao « confirmation » ka tsy MISY TERY SAINA IZAHAY.

      Ny fijoroana amin’ny fahamarinana dia « devoir » n’ny Malagasy rehetra hivoahana amin’ny krizy fa i rabri angamba mahita tombotsoa amin’ny fahorian-dramalagasy ka mi-tourtourne toy ireny contoukour ireny.

      Ary malahelo angaha izato izy raha mahita fahasambarana amin’ny lèche-vitrine i Rasoa ?
      Ianao no zatra manondrika loha amin’ny lèche-bottes - tandremo sao mivika ny làlan-drà na be aza ny sauce azonao amin’izany !!

    • 22 février 2010 à 17:17 | Noue (#2427) répond à Rasoa

      misaotra Rasoa a ! hainao tsara ny filazana azy ee !!!

      Fa raha io odon io kosa aloha a ! mbola be dia be ny halahemon’ny Malagasy aminy e !!! mendrika azy ve zany atao hoe eveka zany ???

    • 22 février 2010 à 19:19 | L’essentiel (#912) répond à Ndray

      Malheureusement la FJKM a été entrainée par son président malgré elle dans une situation inconfortable. Alors cette tentative de redorer le blason est louable sauf qu’elle est mal orientée.

      Vous avez appelé la semaine dernière à la repentance. Dieu seul voit le coeur et la réalité du retour vers Lui. J’aurai aimé entendre le premier d’entre eux à la FJKM donner l’exemple. Nul n’empêche un pasteur d’avoir un ami président et surtout pas de le conseiller. Sauf que rester silencieux devant les abus de tous genres, c’est capituler et qu’on le veuille ou non c’est se rendre complice des mauvaises actions de Marc RAVALOMANANA. Les gens dépouillés de leur terre injustement, les emprisonnements arbitraires ( Monsieur le président de la FJKM a eu l’occasion de connaître ce qu’est une arrestation arbitraire même s’il ’était pas Antanimora.) et des tas de choses qu’il fallait dénoncer et malheureusement rien. Même si les pasteurs de base ont tenté de réagir selon leurs moyens.

      Alors, il faut bien faire mes frères et soeurs pasteurs de la FJKM et aller jusqu’au bout de votre démarche hautement utile mais disqualifiée par les tâches du passé. Il y a des moments où il faut se désolidariser (relisons les histoires dans la Bible) pour ne pas être complices. Dénoncer le mal c’est bien mais les nommer et s’en éloigner c’est mieux.

      Bon courage, le Saint Esprit vous anime et vous éclaire mes frères et soeurs en Jésus-Christ.

    • 22 février 2010 à 21:51 | hafatra (#1895) répond à Rasoa

      Rasoa o,

      Dia tena mahatoky ve ianao fa io olona no nahatonga ny krizy ? Efa mba nangataka tamin’ny fanahy masina ve ianao hanazava ny sainao ?
      Ny vahoaka tany Israely koa dia nanantena fa ilay mesia ho tonga dia hanavotra azy sy hanala azy amin’ny vahohon’ny romana ....toa film efa nandeha izao mitranga izao ry Rasoa .Tandremo fotsiny tsy ho diso sisiny ka hanjary fariseo na sadoseo...

  • 22 février 2010 à 10:09 | Gasymahiratra (#3690)

    Certes, les Ecclésiastes sont des citoyens....mais tout de même ils sont particuliers car détenteur de « la morale » du « spirituel » bref de la sagesse.
    Ils peuvent émettre des opinions d’ailleurs c’est un droit universel reconnu et acquis.
    Toutefois, en leur qualité d’hommes de sagesse, ils devraient faire en sorte que leur action « de foi » RECONCILIE, RAPPROCHE au lieu d’ "AMPLIFIER LA CACOPHONIE ET L’IMPASSE POLITIQUE qui existe déjà.
    C’est là que je regrette beaucoup cette manifestation car encore une fois contre productive et détériore encore plus les clivages dans la société.

    Aoka ny asanareo tsy anafitohina ny hafa. La FJKM par ces pasteurs favorisent dorénavant le dualisme « Politique » (HAT vs TROIS Mouvances). Du coup l’image du FJKM est ternie car les pasteurs ont pris position au lieu d’être au dessus de la mélée et taxée « Pro Ra8 » (par déduction) par l’Opinion.

    Désolé mais ce n’est guère la bonne démarche ! ou est la sagesse ? est ce vraiment une action sereine et chrétienne ? Est ce une action bénéfique pour la résolution de la crise ? est ce une action réconciliante ?

    A mon avis, ils aurait dû joué un rôle RECONCILIATEUR, faire en sorte que les HAT et trois mouvances arrivent à se parler, à rapprocher les positions...bref à créer le dialogue pour que les acteurs politiques peuvent s’expliquer car il y a mal entendus sur mal entendus qui ont durci les positions de chaque partie.

    A vous de voir mais je ne vois rien de bon... car crois moi, avec ce coup d’éclat des pasteurs, les moutons ne seront pas tous d’accord et se méfieront de leur pasteur !(espérons que j’aurais tort dans les faits )

    • 22 février 2010 à 19:38 | L’essentiel (#912) répond à Gasymahiratra

      Oui mais la démarche est à la base douteuse. Vous vous rappelez 1991, il y avait une crédibilité des église chrétiennes car elles étaient neutres. Aujourd’hui la FJKM est marquée par les relations ambigües entretenues par son président avec Marc RAVALOMANANA. Il faut donc un geste, un acte fort pour s’en détacher. Pour moi leur appel à la repentance est une première chose à accomplir mais c’est à eux de donner l’exemple. De s’être tus alors qu’il fallait dénoncer des actes arbitraires et injustes, de ne pas avoir averti leur président des dangers d’une proximité avec un président de la République, d’avoir accepté que Marc RAVALOMANANA soit vice président de la FJKM etc...
      Vous avez raison sur la médiation et le « fampihavanana », rôle normal de l’église de Jésus-Christ. Il faut que la FJKM retrouve une crédibilité et cela est humainement impossible. C’est en retournant vers son Dieu et non vers son vice-président qu’est son salut.

      On va vers Pâques, et les chrétiens vont se rappeler le salut accompli par Jésus-Christ leur Sauveur et Seigneur...donc de la FJKM et Lui accorde son pardon à ceux qui se repentent et leur donne un nouveau départ, une nouvelle vie...

  • 22 février 2010 à 11:20 | hasina (#3305)

    Vous vous croyez encore homme d’église, je ne pense pas, vous venez de sortir de votre cadre vie habituelle, les vrais hommes d’église ne s’insurgent pas dans les affaires d’état, la politique est malsaine, dans la politique il y a ceux qui pratique Poker, voleur, menteur, si vous voulez être parmi ces gens alors ne compte pas sur moi pour venir prier dans vos églises. A moins que le Satan à deux cornes vient de s’installer pour vous dicter ce que vous dites, vous enseignez aux gens de ne pas juger son prochain, et là vous êtes entrain de juger vos semblables, est ce que vous êtes dans le secret de Dieu, je ne le pense pas, vous le savez comme moi que seul Dieu connait ce qui est bien pour nous, en moins que vous venez de modifier les règles. Si vous commencez à nous montrer un mauvais exemple alors là vous êtes entrain de mettre de l’huile sur le feu, vous en serez responsable de vos actes devant l’éternel, quand Jésus était vivant il n’a fait que transmettre le message de Dieu et rien d’autre, en moins que vous avez deux cornes déguisé en homme d’église.

    • 22 février 2010 à 11:50 | Rasoa (#1122) répond à hasina

      hasina,

      Déjà sentir en vous même le besoin de « prier » est ESSENTIEL - mais sachez que pour le faire vous n’êtes pas obligés d’aller dans une église.

      Et puis, vous le dites vous même : la politique est malsaine - il y a ceux qui s’y mettent avec les mains sales (voleur - menteur etc.) et devant tout cela, en tant que ray aman-dreny -pourquoi voulez vous que les hommes d’église ferment les yeux et bouchent les oreilles ? Alors que les vahoaka tsy vaky volo souffrent ? Les hommes d’église ne font pas qu’enseigner - ils éduquent également - Devant la souffrance des Malagasy ils tendent leurs mains pour leur indiquer le droit chemin : NE PAS SE TAIRE DEVANT L’INJUSTICE !!!

      Alors OU EST LE MAL ?

      Et puis, ils n’ont jugé personne !! C’est vous et vos amis qui se sentent « jugés » !

      Et dans la « Bible » - il n’y a aucun SECRET : à moins que vous en ayez une autre version !

    • 22 février 2010 à 12:39 | hasina (#3305) répond à Rasoa

      A Rasoa,
      J’étais élève de frère, donc, je sais ce que je parle, les hommes d’église doivent faire que leur travail, comme un boulanger, il est là que pour faire son pain. Soit, on comprend les écritures saintes, soit on comprend que ce qu’on veut comprendre, Jésus n’a jamais enseigné la politique à ces disciples, mais c’est vrai aussi que les satans ne se trouvent pas dans une boîte de nuit, mais à l’église, je vais vous expliquer pourquoi les satans ne sont pas dans une boîte de nuit, c’est aussi simple que ça, par ce que tout ce qui est à l’intérieur leur sont déjà acquis. L’empreinte de Satan est là ou on s’attend le moins.

    • 22 février 2010 à 13:05 | hasina (#3305) répond à Rasoa

      A Rasoa,
      J’ai oublié de vous dire que je ne suis pas l’ami de ce que vous croyez, pour ce qui concerne la prière, avant, je vous ai dis que je n’ai pas peur des démons, les trombas et consort, si vous réfléchissez juste un peu vous avez compris que je prie plus que vous ne le pensez. Peut être que je suis un prêtre !!!!!!!!!!!!!!
      Alors, réfléchissez avant d’agir, par ce que là vous êtes entrain de dire n’importe quoi qui vous passe par tête, peut être, c’est plus facile de repeter les dires des autres, sans passez par ces propres réflexions.

    • 22 février 2010 à 13:22 | sysy (#3834) répond à hasina

      Même s’il est vrai que les religieux ne devront pas jouer le jeu malsain des politiciens et qu’ils n’ont pas à interférer dans la politique. Il est de leur devoir cependant de rappeler à tout homme le bon chemin à suivre lorsque ces hommes se perdent, c’est justement parce que la politique est malsaine qu’il faut des hommes de religion à proximité pour pouvoir dire à ceux qui se sont écartés quel est le meilleur chemin. Moi je n’ai rien contre le mouvement des éccléssiastiques vu ce qu’ils se passent dans notre pays, ce serait honteux même qu’ils restent silencieux face à cette situation. Le fait qu’ils organisent des manifestations à caractère religieuse ne peuvent qu’être bénéfique pour notre pays car il ne faut en aucun cas sous-estimer la force des prières. Pour ceux qui pensent que ce mouvement n’est pas une bonne idée et qu’il ne fait que juger le régime de la HAT, allez à cette manifestation et vous verrez par vous même ce que l’on y fait réellement.

    • 22 février 2010 à 14:50 | Rasoa (#1122) répond à hasina

      Mais bien sûr hasina, un boulanger est un boulanger et ne saura être lingeur ou mécano !!!

      Un prêtre est un prêtre et Dieu l’a choisi pour enseigner et éduquer le droit chemin par la Bible. Alors, les prêtres étaient à Antsonjombe samedi pour accomplir leur mission : transmettre un message saint.

      Raha tianao dia fotoampivavahana no natao teny fa tsy « grevy » akory.

      Et qu’est ce que ça vous ennuie autant de les voir avec les milliers de brebis ?

      Pauvre hasina

    • 22 février 2010 à 15:15 | hasina (#3305) répond à Rasoa

      Rasoa,
      La pauvre dans tout ça c’est vous, vous accusez les gens de ce qu’ils ne sont pas, je crois que vous n’arrivez pas à réfléchir de vous même, la prochaine fois essayez de réfléchir avant d’écrire n’importe quoi. Vous vous rappelez ce que vous avez écrit il y a quelques jours, vous êtes belle, bonne mine, les gens vous trouve bien, ça c’est quoi d’après vous, c’est la réaction des riches peut être. Je pourrai vous traitez de tout les noms, mais je ne le ferai pas pour ne pas tomber aussi bas comme vous actuellement, je vous ai toujours dis d’aller vous soignez par ce que ça commence à être grave pour vous.

    • 22 février 2010 à 15:58 | Rasoa (#1122) répond à hasina

      hasina,

      ....
      « Vous vous rappelez ce que vous avez écrit il y a quelques jours, vous êtes belle, bonne mine, les gens vous trouve bien, ça c’est quoi d’après vous, c’est la réaction des riches peut être »...

      Je n’ai pas le temps de consulter les archives et ayez le bon sens de ne pas mentir - Il y a quelques jours, rabri a dit : IL EST BEAU Ny Hasina Andriamanjato auquel j’ai répondu : tout le monde à la HAT a la « beauté du diable ».

      Et si j’ai écrit : je suis « fière » de mon petit être - jamais je ne veux dire : je suis belle et j’ai bonne mine !!!

      De toutes façons, je me porte très bien et Dieu me donne le courage la santé pour affronter les schizophrènes comme vous !

      Bon courage quand même - ça se soigne la sshizophrénie !

      Si vous avez le temps - apprenez le Français (vocabulaire et grammaire)

  • 22 février 2010 à 11:36 | rakoto09 (#1735)

    Comment voulez vous qu’il y ait reconciliation, concensus, objectivité et responsabilité dans un pays où les religieux veulent prendre en otage la moralité populaire. Oui c’est trop facile de manipuler de pauvres gens non avertis par l’irréel et l’intemporel car la religion et les religieux fanatiques deviennnent un centre d’intérêt.Comme il disait un certain râeur dans un de ses posts : la religion est une plaie dans notre pays. Demander à ces pauvres gens ce que veut dire laïcité, la réponse vous laissera perplexe. Les religions n’ont d’idée que de vampiriser tout processus social cohérent logique et cartésien.

    • 22 février 2010 à 12:01 | Rasoa (#1122) répond à rakoto09

      Rehefa sahy mijoro amin’ny fahamarinana ve dia azo lazaina fa « otage » ? Je pense pas !

      Ireo tapenam-bava ka manidy ny fanahiny eo anatrehan’ny maizina sy ny devoly no atao hoe « otage »n’ny « TSY FAHAMARINANA SY NY HAIZINA » !

      Ka tsotra ny ahy : REHEFA TSY TIANA HO « OTAGE » ny vahoaka na "otagen’ny mpitondra fivavahana - na otagen’ny mouvance Ravalomanana - na otagen’ny mouvance Rajoelina dia izao :

      ASAIVO MIDITRA AN-DAKASERINA IREO BOULEDOGUE MILANJA ARMES DE GUERRE ERAN’NY TANANA IREO

      Dia avelao ny olona haneho ny heviny malalaka na aiza izany na aiza fa aza rahonana lacrymogène.

      Ny fampihavanana koa ange tsy vao hatramin’ny hetsiky ny mpitondra fivavahana e ! Efa oviana moa ny fitadiavana an’izany - volana août 09 - koa inona no tsinin’izy ireo raha mba mitondra ny anjara birikiny ?

      Asaivo mitondra ny birikiny indray i Odon Razanakolona e !

    • 22 février 2010 à 13:57 | sysy (#3834) répond à rakoto09

      a rakoto009
      C’est malhereux de se rendre compte que nombreux sont les gens qui pensent comme toi. Dire que la religion est une plaie dans notre pays. Elle ne l’est certainement pas, je peux t’assurer que la seule raison que notre pays ne broie pas complètement du noir c’est que nous avons encore des vrais chrétiens ds notre pays, aussi peu nombreux ils soient, il y en a bel et bien. Même si comme tu dis pour les chefs religieux (ce que je ne croient pas telmt) ne font que manipuler les gens, c’est leur problème avc le Bon Dieu, mais tant qu’ils prêchent la bonne parole et qu’ils incitent le peuple à ne faire que du bien et à prier encore plus, la grâce de Dieu est déjà parmi le peuple.

    • 22 février 2010 à 14:59 | hasina (#3305) répond à sysy

      Sysy,
      c’est vrai ce que vous dite qu’il y a peu de croyant chez nous, la majorité ils vont à l’église et puis après ils vont voir les trombas et les pisikidy, pour moi, ce ne sont pas des croyants en Dieu, ce sont des disciples de satan en personne, j’espère que là vous êtes entièrement d’accord avec moi, en moins que vous êtes de l’autre côté du mûr, et n’oublions pas aussi que le satan lui même parfois ce sert des hommes d’églises pour créer la haine entre les uns et les autres, en passant par la bonne parole bien sûr, si non ils ne pourront convaincre personne, c’est pour éviter ce genre de chose que les hommes d’églises ne doivent pas s’écarter de leur mission, est ce que celui d’hier qui nous dit si on vous frappe de la joue droite, tend aussi votre joue gauche, a changé de stratégie on nous disant, c’est mon devoir entend que homme d’église de vous dire ce n’est plus possible, donc vous devez réagir contre votre propre frère par ce que vous êtes mal traité. Pourquoi alors Jésus n’avait pas dit la même chose à son peuple pendant la domination des Romains ? C’est qu’il y a une raison pour ça, si non il nous aurait montré l’exemple.

    • 22 février 2010 à 17:13 | Mandimbisoa (#2104) répond à hasina

      hasina,

      Aza afangaro ny zavatra e !ny tromba sy ny sikidy dia « Fomba Malagasy » talohan’ny nahatongavan’ny Fivavahana teto amin’ny Nosy,mino an’I Zanahary ny Malagasy tamin’izany ka iza ilay ZANAHARY aminao,amiko mantsy ilay Zanahary ny Ntaolo = Andriamanitra ? i satana=ny ratsy ; tsy kely lalana ny ratsy fa na iza na iza mety ho azony fa tsy ny mpitondra eglizy ihany...

  • 22 février 2010 à 11:59 | Mihaino (#1437)

    SVP, SI NOUS ARRETONS NOS DEBATS PASSIONNES ET TOUJOURS OPPOSITIONNELS , MADAGASCAR, NOTRE BEAU PAYS, connaitra un nouvel ESSOR ...Je reconnais que moi-même j’envoie parfois des coups de coeur et des coups de gueule en tant que citoyen détestant l’INJUSTICE ....

    La guerre de religion est bien loin derrière nous ??!!

    La discorde créée au sein d’une même famille s’amplifie à cause de la politique et du politique ...Quel dommage !!

    Enfin que l’intérêt supérieur de notre NATION soit supérieur à l’intérêt supérieur de leur RATION !! Bravo aux créateurs de cette dernière formule et du mot Kontoukour ; Point final.

  • 22 février 2010 à 12:40 | RABERENE (#3227)

    Mahery ny herin’ny VOLA re olona.Ny vavaka dia ny hoe « Manomboka ety an-tany ny paradisa... » Nefa raha ny mpitondra fivavahana no manao toa ireny dia mbola hoe ela izany....Dia ahona tsara ilay teny : hoe mivavaka hoe ry zareo mba ho tonga hainagana ny sazy ?????Dia ahona izany,dia ho an’i le8 irery zany sisa ny zany any an-koatra ?

    • 22 février 2010 à 15:01 | stand up (#2470) répond à RABERENE

      Raberene>>>Ny toe-tsaina toy izao anao izao indrindra no iadivanay sy maharesy lahatra anay tanteraka fa mila tsy maintsy mitsangana izahay miaraka @ ray aman-dreny Mpitondra fivavahana izay sahy .Hatao ahoana tokoa moa no eritreretina fa ny anareo dia vola foana ary vola hatrany no mibaiko ny faharesen-dahatry ny olona ka raha misy mitroatra dia vola izay, maneho hevitra dia voasisi-bola izay....Tsy mahagaga fa izay tokoa moa no mba nahatonga ireo olona tohananareo ireo @ izao toerana kely ananany izao !!!!Vola , basy, vola izay no mba heriny !.Tsy hanaiky h@ farany ny hampianatra izany ho an’ny taranakay eto @ ity firenena ity izahay.Tsy maintsy fongorina ny Mamôna sy ny forongony eto @ ity tany ity ka ny miasa eo ambany fitarihan’ny Fanahy Masina no vahaolana @ izany na iza faly na iza tezitra ary tsy ny hampifalifaly ny ratsy akory no atao eto @ ity tany ity fa ny hamongotra izany.
      Ho anareo izay mivarotra fanahy sy eritreritra no ho ny vola sy ny tombontsoa kely maloto azo @ izao fitondrana jiolahim-boto izao dia tohizo raha izay no mahafinaritra anareo fa ny anay efa tongotra mby an-dakana ka tsy mipody intsony koa.Izay rahateo ny maha-Protestanta ny protestanta : tsy manaiky ny tsy rariny sy ny jadona.

  • 22 février 2010 à 14:07 | dadajao (#1746)

    - Ny tsy fandinihanany soratra no mahadiso antsika ( hoy ihany ny baiboly )

    Raha ny fianampanahy ihany no andraikitry ny pasteur dia tena diso be izany ; raha hoy izy hoe mandehana @ fiadanana nefa ny vahoaka mijaly dia mba logique ve izany ?

    raha vakiana ny baiboly dia andraikitry ny Mpaminany ny miteny @ mpitondra ( Mpanjaka t@’izany ) ny zavatra tsy mety ataony .
    I Daniela aza dia mpaminanin’ny Fanozonana mihintsy no filaza azy satria saika loza ho an’ny mpitondra sy ny vahoaka foana no filazany

    Ary ny antsika ve dia natao hanasoaso

  • 22 février 2010 à 14:47 | Mandimbisoa (#2104)

    Miarahaba,

    Raha nanasa izy ireo dia tsy ny fjkm irery ihany fa ny Malagasy rehetra na ry zareo eo amin’ny fitondrana aza ...

    Sady izao koa alohan’ny maha-pasitera azy dia Malagasy toa antsika koa izy ireo ka manana ny zoany HITENY raha hitany fa misy zavatra TSY RARINY...

    Ary aza afangaro ny mpitondra fivavahana manainga sy mitarika ny olona hijoro sy hanaja ny marina(izy ireo no mba asian’ireo mpitam-basy hena- maso) sy ny pastera mpanao politika(Andriamanjato) fa tsy mitovy izany...Inona no maharatsy ny mivavaka ???Efa nolazaiko teto fa ho an’ny mpino,ny vavaka no ahitany soa sy hery hizaka izao manjo azy eo amin’ny fiainany ka noho izao zavatra manjo ny firenena izao, FAHOTANA ve ny mivavaka ?

    Inona no atahorana mpivavaka izay zokiolona sy vehivavy no betsaka ary Baiboly no hany fiadiana eny an-tanany raha hoarina amin’ireo « mpitandro ny filaminana nirongo fiadiana tonga teny » ?

    Amiko tsy ny FIVAVAHANA sy ny olona manao izany no OLANA fa ny FIZIRIZIRIN’ny mpitondran’ny firenena ankehitriny izay mitondra antsika ho any amin’ny antsana lalina sy ny vali-teny ny GIC(izay tsy dia nahagaga ahy loatra),satria ny fiandrasan-dava tsy hanome hanina sy asa ho an’ny Malagasy an’alina ...ka tokony tsy havadika amin’izany ny resaka !

    Naninona izao ny tany Pologne tamin’ny andron’ny tolony,tsy ny vavaka ve no nataon’izy ireo torak’izany ny Allemands de l’Est ?

    Amiko rehefa sakanana tsy hiteny ny olona,rehefa ny figejana no etina hilazana ny vaovao eo amin’ny firenena dia tsy mahagaga ahy raha mirona any amin’ny FINOANA NY OLONA !

    Sa efa lasa GOULAG I MADAGASIKARA,ka tsy mahazo manao inon’inona intsony fa hiandry izay ho avy eo ?

    • 22 février 2010 à 19:26 | valalabemifoha (#281) répond à Mandimbisoa

      Miarahaba anareo ! Miala tsiny aho fa tsy ny Malagasy rehetra no nantsoina fa ianareo Protestant pro Ra8 niaraka tamin’ireo mpanao politika tsy mahazo seza te hamerina an-dRa8 izay efa nalohan’ny vahoaka eran’i Madagasikara. Efa matetika aho rehefa manoratra eto amin’ny Forum no milaza hoe : Antanananarivo tsy Madagasikara fa tandremo. Aty aminay amin’ny Provinces dia tsy misy korontana, mihaina am-pilaminana ny vahoaka, tsy misy ny Magro...Ny dikan’izany dia vitsy an’isa ianareo mpomba an’dRa8. Ary matoa izy nilefa kara ireny dia olo mavozo ! Ity no tandremo fa sao dia Protestant sy Katolika no hifandramatra. Lazao ireo mpitondra fivavahana manakorontana ireo hipetraka tsara any amin’ny fiangonany fa any no fitoriana ny filazantasara. Mba asaivo mitety faritra izy ireo manakorontana fa ataonay potika !
      Lazaina fa maro ny tsy an’asa (AGOA, MAGRO, TIKO) ao Antananarivo nefa 1000% n’izany aty amin’ny Faritany hatramin’ny nitondran-dRa8. Porofo vitsivitsy aty Mahajanga ireto homeko ireto, izany hoe ireo orinasa nidin-dRa8 na nopotehany : SOMAPECHE, SOMAPEBO, CIMENTERIE D’AMBOANIO, FAMAMA, HASYMA, FITIM, COTONA POLO, COTONA, SEIM, AQUALMA, REFRIGEPECHE, SIRAMA, AQUAMAS.....sy ny sisa. Ahirato ny maso fa tsy ny eo ambon’ny orona ihany no jerena.

    • 22 février 2010 à 20:30 | rabri (#2507) répond à valalabemifoha

      Valalabemifoha ô !!

      Mba tongava mialoha eto @ serasera dia ataovy eny an-dohan-daharana io « témoignage »-nao io fa tena tsara be.

      Mankasitraka e !!

    • 23 février 2010 à 12:18 | Mandimbisoa (#2104) répond à valalabemifoha

      marina fa Antananarivo tsy Madagasikara,izao koa anefa:Ny "vahoakan’i tgv TSY ny Malagasy eran’ny Nosy...Tsy hoe :Mangina dia Manaiky,ary raha marary Antananarivo,miara-marary aminy ny rehetra sao ianao mihevitra...

      Dia faly izany izahay maheno hoe milamina sy miaina tsara ny vahoaka any anindrana,mahazao fahafinaretana ary amin’ny fiainana tonga lafatra ;hono oa novoain’ny tgv izany ireo ozina maro nikatona tamin’ny andron-dRavalo ireo ??? Nahita asa daholo ianareo ???mandeha tsara ny ozina ??? izaho mantsy tsy mahalala ary betsaka angamba ny ohatra ahy,araky ny henoko mantsy dia hoe : nohon’ny TSY fahaizan’ireo olona sasatsany NITATANA ny firme no mampikatona izany...na sarotra tamin’izy ireo ny hifaninana amin’ny ozina hafa eran-tany...? adinoko HAY MOA IZAY MIKATSO REHETRA dia FAHADISOAN-dRAVALO daholo na dia zavatra talohan’ny nahatongavany teo amin’ny fitondrana aza !

  • 22 février 2010 à 16:12 | Tia tanindrazana (#349)

    Vavaka :

    Mamelà ny helokay tompo o ! izay tsy diso aminay no aoka hitora-bato voalohany !

  • 22 février 2010 à 17:09 | Gasymahiratra (#3690)

    La « foi » chrétienne ??!! Il faut bien assimilé l’esprit de Jésus à travers ses paroles et les contextes historiques de son époque. La voix de Jésus est la modération, la tempérance loin des excés.... très loin du dualisme « dent pour dent, oeil pou oeil » ou du dualisme primaire « du mal contre le bien » !!!
    Jésus est HUMANISTE.
    Alors cessons de se querreler, de se justifier ou de prendre partie !!
    La solution est toute autre.... La réconciliation commence par nous forumistes !

    Ô Homme de peu de foi !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS