Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 12h03
 

Filazana manjo

RAZANARISOA Ardeline

samedi 21 juin 2008 |  2395 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsangan’ny tena amin’ny maty, dia amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny reny malalanay :

RAZANARISOA Ardeline
Vady navelan’ny Itompokolahy RAKOTOARIVELO FELIX
Loholona


dia nantson’ny Ray hody any aminy ny zoma 20 jona 2008 rehefa nivahiny 81 taona teto an tany.

hoy :

–  Ny zanany :
Terak Itompokolahy sy Itompokovavy .RATIARISOLO Honoré
LCL RAKOTOARIVELO Gilbert mivady
RASAMOELY Julien mivady
BIELLE Marlyne Holiarisoa
RAKOTOARIVELO Haja mivady
RAKOTOARIVELO Mamy mivady

– Ny zafikeliny :
Nanny , Fy , Ranoro , Tahiana , Njaka sy Landy , Alain sy Haingo , Willy sy Mamie , Tojo , Laza , Rado , Harivelo sy Riana , Yves sy Sandra , Alain , Marc John sy Mamy , Nicolas sy Kerena , Malala , Mahefa sy Toky ,Rhaja , Ryana , Faniry , Injara

–  Ny zafikeliny :
Arohaga Dinho Aina , Tsilavo , Iriantsoa , Catichia , Ryan , Oceane ,Anny , Arnold , Enolas , Ethan , Lois ,

–  Ny iray tampo aminy
– Ny iray tampo aminy vadiny
– Ny fianakaviana manotolo

– Ny tapaka sy namana

– Ny fiangonana FJKM Rasalama Maritiora Manarinysoa Namehana
Ny fiangonana FJKM Ambohitsabiby
Ny fiangonana FJKM Ambodiala
Ny fiangonana FJKM Ambohibao
Ny fiangonana Ziona vaovao Mahajanga
– Ny zanaka am-pihelezana Manarintsoa Namehana

– Ny fokotany Mandrosoa Ivato
Ny fokotany Manarintsoa Namehana

Ny nofony dia hiala ao an-tranony ao Mandrosoa Ivato Lot 272 / I n°1320 G (Route Lac hotel ) ny alahady 22 Jiona 2008 amin ny 1 ora tolakandro ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin ny fiangonana FJKM Rasalama Maritiora Manarintsoa Namehana alohan ny hametrahana azy ao aminy fasan-drazany ao Manarintsoa Namehana ihany.

« Efa niady ny ady tsara aho ; nahatanteraka ny fiazakazahako aho ; nitahiry ny finoana aho hatrizao dia tehirizina ho ahy ny satroboninahitry ny fahamarinana ».
(II tim 4 ;7-8 a)

Tsy misy fiarentantory

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}