Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 12h48
 

Filazana manjo

RAZANAMALALA Rachel

mercredi 21 novembre 2007 |  3291 visites 

« Efa niady ny ady tsara aho,
efa nahatanteraka ny hazakazaka aho »
(Il Timoty 4 :7)

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa :


RAZANAMALALA Rachel
Avocat Général Honoraire près la Cour Suprême


Dia nodimandry ny Alatsinainy 19 Novambra 2007

Hoy,

– Ny zanany :
Alain sy Catherine RAZAFIMANDRANTO mianadahy avy
Bruno sy Claudette RAFALIMANANA mianadahy avy

– Ny iray tampo aminy
– Ny iray tampo amin’ny vadiny
– Ny fianakaviana manontolo

Ny nofo mangatsiakany dia andrasana ao an-tranony ao Faravohitra 46, làlana Joel Rakotomalala.

Ny fandevenana dia ho lazaina amin’ny manaraka
Tsy misy fiaretan-tory