Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 3 juillet 2025
Antananarivo | 23h41
 

Filazana manjo

RAZAKAMAHEFA

samedi 12 juillet 2008 |  2595 visites 

Tompoko,
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay fa ny malalanay :

RAZAKAMAHEFA
Mpiandry


Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alakamisy 10 Jolay 2008 rehefa nivahiny 52 taona teto an-tany.

Hoy,

  Ny reniny :
RASOALANTO

  Ny iray tampo aminy :
ANDRIANASOLOMAHEFA Jean Philippe sy Naina ary ny zanaka aman-jafiny
RABARISON Jean Muël sy Angéline ary ny zanaka aman-jafiny
ANDRIANASOLONJATOVOMAHEFA Gabriel sy ny zanaka aman-jafiny
RAMAHEFARISOA Lanto
ANDRIAMIFIDIMAHEFA sy Christiane ary ny zanany
RAKOTONIRAINY Eugène sy Zanah ary ny zanaka aman-jafiny
RALANTOMAHEFA sy Ancelline ary ny zanany
ANDRIAMITANTSOA Benjamin sy Harimahefa ary ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMAROMANANA Bertrand sy Hanta ary ny zanany
RAMANAMAHEFA Rivosoa sy Liliane ary ny zanany
RAMANAMILANTOMAHEFA Mamy

  Ny havany :
Ny terak’ltklahy RAINIZAFIMAHEFA sy Itkvavy RAZANAKA,
Ny terak’ltklahy RAININAHOATRA
Ny terak’ltklahy RAINIHAJA sy Itvavy RASOAFANIRY
Ny terak’ltklahy RAINIZAKA sy Itkvavy RATIARAY
Ny terak’ltklahy RANOVONA RAINITIARAY sy Itkvavy RAVELONJANAHARY
Ny terak’ltklahy RAINIVAONORO.

  Ny fianakaviana manontolo

Ny mpiara-miasa aminy ao amin’ny Société Balt-Mad Mahajanga

Ny Fiangonana FJKM Ambatolampy Fahazavana Ambohitrimanjaka
Ny Fiangonana FPVM Mahajanga

Ny Fokontany Antohomadinika III G Hangar,
Ny Fokontany Beloha Ambohitrimanjaka
Ny Fokontany Ampanomahitsy Ambohitrimanjaka.

Ny nofony dia ho entina miala ao Antohomadinika Lot III G 93 ter rue Pasteur ny Alahady 13 Jolay 2008 amin’ny 1 ora tolakandro. Ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambatolampy Fahazavana alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Vohidroa Ambohitrimanjaka.

« Iza no ahy any an-danitra ? Ary tsy misy ety ambonin’ny tany iriko tahaka Anao. Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko dia mbola vatolampin’ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra... »
(Salamo 73 : 25-26)

TSY MISY FIARETAN-TORY