Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 17h33
 

Filazana manjo

RAZAFITRIMO Philibert

samedi 26 mai 2007 |  428 visites 

 Ny Mpitandrina mivady
 Ny Biraon’ny Fiangonana
 Ny Mpihevi-draharaha
 Ny Sampana rehetra,

ary ny Mpianakavin’ny Finoana eto amin’ny Fitandremana FJKM Tranovato Faravohitra, nohon’ny maha iray antsika ao amin’ny Tompo, dia mampandre anareo amin’alahelo, nefa omban’ny finoana ny fitsanganan’ny Tena amin’ny maty, fa ny Ray aman-dReny iombonana :

RAZAFITRIMO Philibert

Mpitandrina teto amin’ny Tranovato Faravohitra

dia nodimandry ny Zoma 25 May 2007 rehefa nahatanteraka tamim-boninahitra ny asa napetraky ny Tompo taminy.

Ny Nofony dia andrasana ao amin’ny Tranony ao Antanambao Talata Volonondry PK 17.500. Entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Tranovato Faravohitra ny Alatsinainy 28 May 2007 amin’ny 12 antoandro, ary apetraka eny amin’ny fasan-drazany eny Ambohikely Soamanjaka Ampangabe.

« Tompo o ! Ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin‘ny fiadanana, araka ny teninao »
(Lio : 2/29)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}