Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 17h00
 

Filazana manjo

RAZAFITRIMO Philibert

samedi 26 mai 2007 |  1315 visites 

Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny Mpanompony :

RAZAFITRIMO Philibert


Mpitandrina
Commandeur de l’Ordre National

Hody any Aminy rehefa nampindraminy anay sy nahatanteraka ny asa fanompoana Azy tamin’ny Zoma faha 25 May 2007

Hoy,

 Ny vadiny :
RAZAFITRIMO Perline (teraka RASOLOARISOA)

 Ny zanany :
RAZAFITRIMO Arivo-Toetra
RANDRIAMANANA Mamy sy Haba-Toetra
RAZAFITRIMO Visaina Toetra

 Ny zafiny :
RAZAFITRIMO Feno sy Ary
RANDRIAMANANA Andrianina

 Ny iray tampo aminy :
RASOLOFONIAINA Marthe sy ny zanaka aman-jafiny
Dr RAVELOJAONA Elise sy ny zanany
RATSIMBA Toetra Antoine sy ny zanany
RAJAONARIVELO Lala sy Elitsimba

 Ny iray tampo amin’ny vadiny :
LALAOARISOA Yvonne
Terak’Itpkl RAMBELOSON Claude
RAMBELOSON Elysé sy ny zanaka aman-jafiny
RAMBELOSON Jeannot sy Haja
RAMBELOSON Bienvenu sy ny zanaka aman-jafiny

 Ny havany rehetra

 Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana :
FJKM Tranovato Faravohitra
FJKM Ankadifotsy
FJKM Amparibe Famonjena
FJKM Ambohijanahary Antehiroka
FJKM Andratrehana

 Ny Fokontany :
Faravohitra ambony
Antanambao Avaradrano
Soamanjaka Avaratra

Ny nofony dia ho enti-miala ao an-tranony ao Antanambao Avaradrano PK 17,5, hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Tranovato Faravohitra ny Alatsinainy 28 May 2007 amin’ny 12 ora antoandro alohan’ny hanaterana azy any amin’ny fasan-drazany eny Ambohikely Soamanjaka Ampangabe.

« Dia tahaka izany koa ianareo rehefa vitanareo izay rehetra nadidiana anareo dia ataovy hoe : Mpanompo tsy mahasoa izahay ; ny tokony ho nataonay ihany no efa nataonay »
(Lio : 1/10)

Portfolio