Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 3 juillet 2025
Antananarivo | 23h41
 

Filazana manjo

RATOVELO Maminirina Ratovoarisoa

jeudi 17 janvier 2008 |  3018 visites 

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

Ny Andriana
RATOVELO Maminirina
Ratovoarisoa


Dia niamboho ny Talata 15 Janoary 2008 tany Montigny Les Cormeilles Paris France.

Hoy,

  Ny vadiny :
RATOVELO Josiane

  Ny zanany :
RATOVELO Michaël
RATOVELO Gaël
RATOVELO Stella

  Ny reniny :
RATOVELO Marthe

  Ny iray tampo aminy :
RATOVELO Tiana sy Monique ary ny zanany
RANAIVOSON Victor sy Vonimbolana ary ny zanany
RATOVOARISOA Tovo sy Lalatiana ary ny zanany
RANAIVOSON Adam sy Hery ary ny zanany

  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RANDRIANASOLO Célestin mivady ary ny zanany
RAMANANTSOA Josette Françoise mivady ary ny zanany aman-jafiny
RANDRIANASOLO Emmanuel mivady ary ny zanany
RATRIMOARIVONY Georges sy ny zanany
RANDRIANASOLO Yves mivady ary ny zanany
RANDRIANASOLO Fara mivady ary ny zanany

  Ny iray tampo amin’ny rainy :
Terak’Itompokolahy RATOVOARIVELO
Terak’Itompokolahy RAKOTONDRAZAKA

  Ny iray tampo amin’ny Reniny :
Terak’Itompokolahy RANDRIAMBOLOLONA

  Ny havany :
Terak’Itompokolahy RATOVELO sy Itompokovavy RASOAZANANORO
Terak’Itompokolahy RANAIVO Emmanuel sy Itompokovavy RAZAFINDRASOA

  Ny fianakaviana manontolo

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FPMA Paris
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Anosimanjaka ho an’i Kristy
Ny EKAR Notre Dame de Lourdes Anosimanjaka
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ampefiloha
Ny Fifohazana Anosimanjaka
Ny Zana-dRanavalona Anosimanjaka
Ny Fokontany Anosimanjaka
Ny Fokontany Antaniavo Antanimena

Ny nofony dia ho tonga eny Ivato ny sabotsy 19 Janoary 2008 amin’ny 5 ora sy sasany maraina. Ary hoentina eny Anosimanjaka hiaretan-tory. Ny fanafenana ny nofony dia ny Alatsinainy 21 Janoary 2008 ao Anosimanjaka ihany aorian’ny fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Anosimanjaka ho an’i Kristy amin’ny 2 ora sy sasany.

« Raha amin’izao fiainana izao ihany no anantenantsika an’i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika »
(I Kor. 15 : 19)

Antanimena Antaniavo
Lalana, Albert Razafinjoany Lot III F 7 Bis