Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 12h03
 

Filazana manjo

RATOVELO Maminirina Ratovoarisoa

mercredi 16 janvier 2008 |  2174 visites 

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny havanay :

NY ANDRIANA
RATOVELO Maminirina Ratovoarisoa

dia niamboho ny Talata 15 Janoary 2008 tany Montigny Les Corneilles Paris FRANCE.

Hoy :

–  Ny vadiny :
RATOVELO Josiane

–  Ny zanany :
RATOVELO Michaël
RATOVELO Gaël
RATOVELO Stella

–  Ny reniny :
RATOVELO Marthe

–  Ny iray tampo aminy :
RATOVELO Tiana sy Monique ary ny zanany
RANAIVOSON Victor sy Vonimbolana ary ny zanany
RATOVOARISOA Tovo sy Lalatiana ary ny zanany
RANAIVOSON Adam sy Hery ary ny zanany

–  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RANDRIANASOLO Celestin mivady ary ny zanany
RAMANANTSOA Josette Françoise mivady ary ny zanany aman-jafiny
RANDRIANASOLO Emmanuel mivady ary ny zanany
RATRIMOARIVONY Georges sy ny zanany
RANDRIANASOLO Yves mivady ary ny zanany
RANDRIANASOLO Fara mivady ary ny zanany

–  Ny iray tampo amin’ny Rainy
–  Ny iray tampo amin’ny Reniny
–  Ny fianakaviana manontolo

Ny Fanafenana ny nofony dia ho lazaina amin’ny andro manaraka.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}