Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 12h48
 

Filazana manjo

RASOLOARIVELO René

mercredi 25 juillet 2007 |  862 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

RASOLOARIVELO René

Dia nodimandry ny Alatsinainy 23 Jolay 2007.

Hoy :

– Ny Vadiny :
SAHONDRANIRINA Lydia

– Ny Zanany :
Ramilison André sy Tantelinirina
Rasoloarivelo Patrick sy Hanitriniala Shassa
Rasoloarivelo H. Lalaina sy Malalanirina Rinah (France)

– Ny Zafiny :
Gaetan - Raïssa, Ny Antsa - Amanda, Steeve

– Ny Taizany

– Ny Iray tampo aminy

– Ny Iray tampo amin’ny vadiny

– Ny Fianakaviana manontolo

Ny Mpitandrina mivady sy ny Fiangonana FJKM Ankadifotsy
Ny Fokontany Ankadifotsy Befelatanana
Ny Fokontany Tsararay Atsimombohitra Ampitatafika

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot IVN 89 Bis Ankadifotsy Befelatanana, ny Alakamisy 26 Jolay 2007 amin’ny 1 ora sy sasany tolakandro, entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Ankadifotsy alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Tsararay Antsimombohitra Ampitatafika.

« Ary tsy izany ihany, fa aoka isika hifaly amin’ny fahoriana aza, satria fantatsika fa ny fahoriana mahatonga
faharetana ; ary ny faharetana mahatonga fahatsaram-panahy voazaha toetra, ary ny fahatsaram-panahy voazaha toetra mahatonga fanantenana ; ary ny fanantenana
dia tsy mampahamenatra ».
(Romana 5 : 3-5)

Tsy misy fiaretan-tory