Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 3 juillet 2025
Antananarivo | 23h41
 

Filazana manjo

RASOANOROVELO Denise Noro

samedi 2 février 2008 |  1964 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny ny hava-maIaIanay :

RASOANOROVELO
Denise Noro


Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny alarobia 30 janoary 2008, rehefa nahazo ny Sakramenta farany fanome ny Eglizy ny zanany.

Hoy :

  Ny vadiny :
RABEKOTO Roger Michel - Boly

  Ny zanany :
RABEKOTO Randza Onisoavina
RABEKOTO Fanomezantsoa Nirina

  Ny rafozany :
RABEKOTO Raymond mivady

  Ireo iray tampo aminy :
RAZAFINDRAKOTO Mamy sy Catherina ary ny zanany
RAZAFINDRAKOTO Patrick sy ny zanany
RAZAFINDRAKOTO Naina
RABEMANANJARA Tina sy Nirina sy ny zanany
RASOANOROVELO Farasoa

  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RAJAONAH Symphorien mivady sy ny zanany
RABEKOTO Didier mivady
RABEKOTO Jean Alain mivady sy ny zanany
RABEKOTO José
RABEKOTO Patrick mivady
RABEKOTO Nicole sy ny zanany

  Ny havany :
Terak’Itpklahy RABERANTO, Terak’itpkvavy RAZAKANIAINA, Terak’Itpklahy RAKOTOVAZAHA Félix, Terak’Itpklahy RAMAROLAHY Ignace.

Ny Fokontany Antsahabe Ankorahotra Ankazotokana
Ny Fiangonana MMIA Ankadivato 3e Quartier

Ny zanaka ampielezana FJKM Ambohipanja Fitiavana
Ny zanaka ampielezana Fiangonana Anglikana Tsanta Mikaëla Amboatany
Fokontany Antaramanana Masindray

  Ary ny fianakaviana rehetra

Ny nofony dia ho enti-miala ao an-tranony ao Antsahabe VF 119 A, ny sabotsy, 2 febroary 2008 amin’ny 12 ora 30 atoandro, entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EKAR MMIA Ankadivato alohan’ny ametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao ANTARAMANANA MASINDRAY.

O Mario ô ! mba tantano ny dianay,
Arovy re, fa zanakao ‘zahay.
Ampio re, mbola lavitra ny dia, Maria ô, Reny mamy be fitia.