Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 3 juillet 2025
Antananarivo | 23h41
 

Filazana manjo

RAOLIARISOA Sugie

mardi 15 février 2011 |  2016 visites 

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

RAOLIARISOA Sugie

Dia niamboho tamin’ny asabotsy 12 Fébroary 2011 tany Toamasina (Madagasikara) rehefa nivahiny 82 taona teto an-tany.

Hoy,

Ny zanany :
Henri sy Léa RAKOTOARY (France)
Patricia ANDEREGG (Suisse)
Gérard sy Béatrice RAKOTOARY
Jean-Jacques sy Elisa LUCE (France)
Franck sy Solange NIEDERGANG (Singapour)

Ny zafikeliny :
Nicolas RAKOTOARY
Michael sy Hélène DEBIZE
Stephane DEBIZE
Harley ANDEREGG
Fabrice RAKOTOARY
Yannick sy Ando RAKOTOHARIMANANA
Guillaume sy Manuela LÉONARD
Romy HIRSCHI
Léo NIEDERGANG

Ny zafiafiny :
Randy Anne,Jade,Owen,Niels

Ny iray tampo aminy :
Jean-Jacques RAKOTOARISOA mivady sy ny zanany
Mme veuve Esther RAHARITSOROFO
Richard ANDRIAMISEZA mivady sy ny zanany
Julienne RAZAFINDRAKETAKA sy ny zanany
Adelin RAZAFINTSOROFO sy ny zanany

Ny fianakaviana manontolo sy ny namany rehetra

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot : IIJ 119C - Ambodivoanjo Yvandry-Antananarivo ny alarobia 16 febroary 2011 amin’ny 10 ora maraina, ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana Protestanta Miadamanjaka –Fitiavana Mantasoa amin’ny 1 ora tolak’andro , alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Mantasoa ihany.

Ity no solon’ny fampandrenesana Tompoko

lea.rakotoary@wanadoo.fr