Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 12h48
 

Filazana manjo

RANDRIAMBOLOLONA Bernard

mercredi 28 novembre 2007 |  2664 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganako-velona, no ampandrenesanay fa ny malalanay :

RANDRIAMBOLOLONA Bernard
Mpiasan’ny CNAPS misotro ronono


Dia nodimandry ny alahady 25 novambra 2007 tao amin’ny faha 78 taonany, rehefa nahazo ny sakramenta fanomen’ny Eglizy ny zanany.

Hoy,

–  Ny Zanany :
RAMAMONJISOA RANDRIAMBOLOLONIAINA Jocelyne
ANDRIAMBOLOLONIRINA Allain Tongasoa sy Marie Jo (France)
RANDRIAMBOLOLONA William sy Vola
ANDRIAMBOLOLONA Lydia

– Ny Zafikeliny :
Tahina sy Valérie (Genève), Thierry (Grenoble), Fredéric,
Aro Zo, Mirana, Aina (France),
Avo Mandresy
Mickaël

–  Ny Iray tampo aminy
– Ny Iray tampo amin’ny Vadiny
– Ny havany
– Ny Fianakaviana manontolo

Ny nofony dia hiala ao an-tranony Lot VU 161 ter 300 route circulaire Miandrarivo Ambanidia ny Alarobia 28 novambra 2007 amin’ny 12 ora, hoentina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EKAR Md Joany Batista Faravohitra alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany Ambohitsoa Ampanefy.

« Any an-danitra any no fonenako ».
(Hasina 136)

Tsy misy voninkazo, tsy misy fiaretantory