Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 15h14
 

Filazana manjo

RAMILSON Jimhy Hector

vendredi 8 juin 2007 |  904 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo, fa ny hava-malalanay :

RAMILSON Jimhy Hector

Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alarobia faha-06 Jona 2007.

Hoy :

- Ny vadiny :
RAMILSON Arline

- Ny zanany :
DIDIN Daniel sy Nicole (France)
RAMILSON Sylvie (France)
RAMILSON Caroline (France)
RAMILSON Francklin (France)

- Ny Taizany :
RAKOTONJANAHARY Pascal & Hanitriniaina sy ny zanany

- Ny Zafiny :
Maheva, Ophëlie, Warren, Mbolatiana, Maiween

- Ny iray tampo aminy :
RAZANAMAMBA Thérèse sy ny zanaka aman-jafiny
RAMBELOSON Joseph mivady sy ny zanany
RANDRIANASOLO Jules mivady sy ny zanaka aman-jafiny

- Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RAKOTONDRABE A .René mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTONIAIANA Désiré & Sahondra sy ny zanaka aman-jafiny

Ny fianakaviana manontolo
Ny mpitandrina sy ny fiangonana FJKM Antoby Fitahiana Anjozorobe
Ny mpitandrina sy ny fiangonana FJKM Analamahitsy
Ny mpitandrina sy ny fiangonana FJKM Miantsoarivo Avaratr’Ankaratra
Ny fokontany Analamahitsy tanàna
Ny fokontany Antoby Anjozorobe
Ny Eglizy notre Dame de la Visitation DAMMARIE LES LYS - France

Ny nofony dia hiala ao amin’ny tranony LOT II N 62 C Analamahitsy Tanàna ny Sabotsy 09 Jona amin’ny 11 ora maraina, ary hoentina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM ANTOBY FITAHIANA Anjozorobe, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao ANTOBY ihany.

« He sambatra aho Jeso raha miaraka aminao
fa ny lalanao dia lavi-pahoriana »
(Hira FFPM 471)

Ity no solon’ny fampandrenesana,
Tsy misy fiaretan-tory.