Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 12h03
 

Filazana manjo

RAMBOLAMANANA Haja Elysée

mardi 6 mai 2008 |  3053 visites 

Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny malalanay rehefa nahazo ny sakramenta fanomen’ny Eglizy ny zanany

RAMBOLAMANANA Haja Elysée


Teo amin’ny faha-24 taonany ny Alahady 4 may 2008

Hoy :

–  Ny ray aman-dreniny :
Dr RAMBOLAMANANA Edmond Elie sy Naly

–  Ny Iray tampo aminy :
RAMBOLAMANANA Nalisoa Nathalie sy ALAIN FRANK namany

–  Ny Renibeny :
RAZAFINDRATOMPO Elisabeth

–  Ny namany :
RAVELOARISON Vololomboahangy Jacky Stella

–  Ny Iray tampo amin’ny rainy :
RAKOTONIRINA JEAN mivady sy ny zanaka aman-jafiny

–  Ny iray tampo amin’ny reniny :
Terak’Itompokolahy Razanajatovo Rakotonirina Edouard
RAZAFIMANANTSOA Than sy Charline ary ny zanaka aman-jafiny
Dr RAMAROSON Marius sy Niriana ary ny zanaka aman-jafiny
RANDRIAMBELO Alfred sy Dany ary ny zanany
RANDRIANASOLO Philibert sy Miarana ary ny zanany
Dr RAKOTONIRINA Raymond (Bordeaux)

–  Ny iray tampo amin’ny raibeny
– Ny iray tampo amin’ny renibeny
– Ny fianakaviana manontolo

Ny fiangonana Ekar Manjakaray
Ny Fiangonana Eglizy Katolika Anjomakely

Ny fokontany Ambohidahy Ankadindramamy
Ny Fonkontany Anjomakely

Ny nofony dia hiala ao amin’ny trano fonenany Lot II E 34 RAH AMBOHIDAHY ANKADINDRAMAMY ny ALAROBIA 07 May amin’ny 12 ora sy 30 mn ary ho entina ao amin’ny fiangonana EKAR Manjakaray ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra mialoha ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Anjomakely (Atsimondrano PK 17, RN7).

« Misaora an’i JEHOVAH ry fanahiko »

TSY MISY FIHARETAN-TORY

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}