Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay ny namoizana ny malalanay,
RAMASINAIVO Haja Tiana
Ny zoma 30 Mey 2008
Hoy
– Ny Vadiny :
Nathalie RADAVIDRA RAMASINAIVO
– Ny Zanany :
Mialy RAMASINAIVO
Josoa RAMASINAIVO
– Ny Reniny :
Olga RAMASINAIVO
– Ny Renibeny :
Pélagie RAZANABAHOAKA
– NY Rafozany :
Jacky sy Mamy RADAVIDRA
– Ny Iray tampo aminy :
Serge sy Voahangy RAKOTOMAVO
Hery Tiana RAMASINAIVO
– Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Didier sy Laure RADAVIDRA
Thierry sy Sarah RADAVIDRA
Mbolatiana RADAVIDRA
– Ny Havany sy ny Fianakaviana manontolo
Ny Fiangonana Aumônerie Protestante Befelatanana Betlehema vaovao
Ny Fiangonana FJKM Ambohimarina Faharetana
Ny Fiangonana FJKM Ambohitrombihavana
Ny Fiangonana FJKM Manandrina Lovasoa Avaradrano
Ny Fokontany Mahatony Ivandry
Ny Fokontany Ambohitrombihavana
Ny Fokontany Ambodivoanjo Ivandry
Ny nofony dia entina miala ao amin’ny Villa « Erilynn » Mahatony Ivandry ny Alatsinainy 2 jona 2008 amin’ny 12 ora sy sasany ka ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana Aumônerie Protestante Befelatanana Betlehema Vaovao alohan’ny hanaterana azy any amin’ny fasan-drazany eny Ambohitrombihavana.
« Antsoy Aho, dia hovaliako hianao
Ka hampisehoako zavatra lehibe
sy saro-pantarina izay tsy fantatrao ».
(Jeremia 33, 3)