« Misaora an’i Jehovah, ry Fanahiko ;
Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina ».
(Sal 103:1)
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
RAMANANTSOA Paul Emile
Administrateur civil de classe exceptionnelle retraité
Officier de l’Ordre National
Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alakamisy 18 Septambra 2008 teo amin’ny faha 85 taonany.
Hoy,
– Ny vadiny :
RAZOARIMANANA Jeanne
– Ny zanany :
RAHARIMANANA Ampère sy RAMANANTSOA Lydie
– Ny zafikeliny :
Lalaina sy Michou, Franck sy Liliane, Lucia
– Ny zafiafiny :
Lorena
Ny iray tampo amin’ny vadiny
Ny havany
Ny fianakavina manontolo
Ny Fiangonana FJKM Mahalavolona,
Fiangonana FJKM Anganomasina,
Fiangonana Advantista Volotara Andoharanofotsy
Ny fokontany Andranovelona Morarano
Ny nofony dia hiala ao an-tranony Lot III B 86 Andranovelona Morarano Andoharanofotsy ny Alahady 21 Septambra 2008 amin’ny 2 ora ary hoentina hanomezana voninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Mahalavolona Andoharanofotsy alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasana ao Mahalavolona.