Tompoko,
Noho ny fihavanana dia nampandre anareo izahay fa ny hava-malalanay :
RAKOTONIRINA
Claude Bertrand
Dia nantsoin’Andriamanitra hody any aminy tamin’ny Alarobia 30 Jolay 2008, rehefa nivahiny 62 taona teto an-tany.
Hoy
– Ny Vadiny :
Rtoa RANAIVO RAJAONA Laure Lala
– Ny Reniny :
Rtoa RAKOTOMENA Léa
– Ny Zanany :
RAKOONIRINA Tahiana sy Mirado (Marseille)
RAKOTONIRINA Fenosoa sy Fenosoa (Marseille)
RAKOTOMENA Tsihoarana
RAKOTONIRINA Zo
– Ny Zafikeliny :
Tiavina, Nomena
– Ny iray tampo aminy :
RAMIANDRISOA Rodin sy Claire sy ny zanaka aman-jafiny
RAHARIMANANTSOA Eugène sy Lisse sy ny zanaka aman-jafiny
RAHARINTSOA Raymonde Yvonne sy ny zanany
RAJAOFETRA Jean de Dieu mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAMALANJAONIAINA Anselme sy Lysiane sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTONDRAMILA Edith sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIANARIZAFY Bernard sy Irène sy ny zanany
RAHERIMANJAKA Sege sy Eliane sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIANARIZAFY Patrick sy Nicole sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIANARIZAFY Charistian
ANDRIANARIZAFY Wilson sy Voahirana sy ny zanany
– Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’Ipkl RAKOTOAIVONY Fefferson
RANAIVO RAJAONA Olivier sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itpkl RANDRIANATREHINA Jean Joseph
Terak’itpkl RAKOTOMANGA André
RAVAOARILIVA Lucie sy ny zanaka aman-jafiny
RANAIVO RAJAONA Richard sy ny zanaka aman-jafiny
RAMANANARIVO Claire sy ny zanaka aman-jafiny
RAMANANARIVO Perle sy ny zanaka aman-jafiny
RANAIVO RAJAONA Haja sy ny zanaka aman-jafiny
– Ny Havany :
Terak’Itpkl RATANDRAVELO sy RAVAO
Terak’itpkv RAZANAMALALA Eléonore
– Ny Fianakaviana rehera
– Ny Mpiara-miasa
– Ny Fokontany Mahazo Soamanandrariny
– Ny Fokontany Imerintsiatosika
– Ny Fiangonana FJKM Soamandrariny
– Ny Mpitandrina sy n Fiangonana Ambavahadimitafo
Ny nofony dia ho entina miala ao MAHAZO Soamanandrariny, Lot : G IV - 47 ny Zoma 01 Aogositra 2008 amin’ny 12 ora atoandro ary atao veloma farany ao amin’ny Fiangonana FJKM Ambavahadimitafo, avy eo dia hapetraka ao amin’ny fasan-drazany ao Imerintsiatosika.
« Ary androtrizay ihany, rehefa hariva ny andro, dia
hy Jesosy taminy : Andeha isika hita ho eny ampita »
(Marka 4 : 35)
Tsy misy fiaretan-tory