Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 08h46
 

Filazana manjo

RAKOTOMANANA Tsilavina Muriel

mercredi 30 mai 2012 |  1646 visites 

“Iaveh no mpiandry ahy, tsy hanan-java-maha-ory aho”
(Salamo XXIII, and 2)

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsangan’ny tena amin’ny maty
no hampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

RAKOTOMANANA Tsilavina Muriel

dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alahady 27 may 2012 teo
rehefa nivahiny 21 taona teto an-tany.

Hoy,

Ny Ray aman-dreniny :
RAKOTOMANANA Germain Edouard
RAZANAMAROSOA Vonilalao

Ny iray tampo aminy :
RAKOTOMANANA Andriantoavina Prisca
RAKOTOMANANA Ndranto Dual
RAKOTOMANANA Mbonina Fifaliana
RAKOTOMANANA Tandrify Tsifoina
RAKOTOMANANA Andrandraina Cedric

Ny raibe sy renibeny :
RAKOTONDRAMBONINA Célestin
RAMAVOARISOA Florence

Ny iray tampo amin’ny rainy
Ny iray tampo amin’ny reniny
Ny fianakaviana manontolo

Ny fokontany FIATA
Ny fokontany Fiadanana Manjakandriana

Ny fiangonana EKAR Md Jean BAPTISTE Faravohitra

Ny razana dia hiala ao amin’ny LOT SIB-C-6Bis Tsaralàlana ny Alarobia 30 May, ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EKAR Md Jean BAPTISTE
Faravohitra
mialohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany any Fiadanana Manjakandriana.

Tsy misy fiaretan-tory