Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 3 juillet 2025
Antananarivo | 23h41
 

Filazana manjo

RAKOTOMALALA Dieu Donné Philippe

vendredi 7 mars 2008 |  2424 visites 

Ny Filohan’ny Filan-kevim-pitantanana
sy ny Mpikambana ao aminy,
Ny Tale Jeneraly ary
ny Mpiara-miasa rehetra
,

eto amin’ny Laboratoire National des Travaux Publics et du Bâtiment (L.N.T.P.B) dia mampandre amin’alahelo lehibe ny namoizany ny mpiara-miasa aminy :

RAKOTOMALALA Dieu Donné Philippe
Chef de Laboratoire de Chantier
Chevalier de l’Ordre National
Officier de l’Ordre du Mérite


Ny alakamisy 06 mars 2008.