Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 3 juillet 2025
Antananarivo | 23h41
 

Filazana manjo

RAJAONARIVELO ELISE Rachel

mardi 5 février 2008 |  3286 visites 

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty sy ny fanantenana ny fiainana mandrakizay no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

RAJAONARIVELO ELISE Rachel
Teraka Andrianiazy Rasoamihaminirina E.R.
Vady navelan’Itompokolahy Rajaonarivelo Albert


dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny 04 febroary 2008 rehefa nivahiny 77 taona teto an-tany.

Hoy,

  Ny Zanany :
RAJAONARIVELO Tiana sy Domoina
RAJAONARIVELO Zaka sy Françoise
RAMIANDRISOA Mbolaniary sy Hantanirina
RAJAONARIVELO Herimampianina
RAJAONARIVELO Fidy Antenaina

  Ny Zafiny :
Nancy, Dina, Mialy, Luc, Agnes, Andy

Ny nofony dia hiala ao Tsaralalana IO 33 ny Alarobia 06 ferbroary 2008 amin’ny 11 ora sy sasany.
Ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Antsahamaina Ambatomanga alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany eny Antsahamaina Ambatomanga ihany.

Fa isika tsy mba naman’izay mihemotra
ho amin’ny fahaverezana fa naman’izay mino ho amin’ny
famonjena ny Fanahy.
(Hebreo 10.39)

Tsy misy fiaretan-tory