Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 3 juillet 2025
Antananarivo | 23h41
 

Filazana manjo

RABEARINORO Jocelyne

samedi 20 septembre 2008 |  2501 visites 

Ny Tale sy ny mpiara miasa aminy ao amin’ny Caisse d’Epargne de Madagascar dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ny ALAKAMISY 18 Septambra ny mpiara miasa aminy :

Ramatoa
RABEARINORO Jocelyne
(JACQUIS Razanarisoa)

rehefa nivahiny 52 taona teto an-tany.

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot II K 3 Andravoahangy Ambony ny Alatsinainy 22 Septambra 2008 amin’ny 6 ora, ary hoentina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EEM Avaratranjoma alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany any Bemarana Ramainandro.

« Jehovah ny mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho ».
(SALAMO 23:1)

Tsy misy fiaretan-tory