Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 12h03
 

Filazana manjo

RABARY Hermann Brice

jeudi 8 mai 2008 |  3570 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

RABARY
Hermann Brice


dia nodimandry ny Talata 06 May 2008 teo amin’ny faha-51 taonany.

Hoy,

–  Ny vadiny :
RAZAFINDRAKOTO Vololonihanitra

–  Ny zanany :
RABARY Stephane sy Bodo
RABARINIRINA Hery Andry sy Lalaina
RABARINIRINA Herivola sy Anja
RABARINIRINA Fanomezantsoa Daniel
ANDRIANIAINA Henika
ANDRIANIAINA Neila
ANDRIANIAINA Ziana
RABARIVELO Herimanitra Mirah

–  Ny zafiny :
Tsilavina ; Perline ; Andoniaina ; Stephania

–  Ny rafozany :
RAZANAKOLONTSOA Madeleine

–  Ny Iray tampo aminy :
Mme Veuve RAVOAJA Sidonie sy ny zanaka aman-jafiny
Mme RASOARIMANANA Marie Thérèse sy ny zanany
Docteur ANDRIAMBOAVONJY Léon Basile mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Docteur ANDRIAMBOAVONJY Adrien mivady sy ny zanany
ANDRIAMBOLOLONA Eric mivady sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIANTSITOHAINA Hérvé mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAZAFINJAKA mivady sy ny zanany
ANDRIANTIANA mivady sy ny zanany

– Ny Iray tampo amin’ny vadiny

– Ny fianakaviana manontolo

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambodifahitra Maritiora.

– Ny Fokontany Beravina Itaosy.
Ny Fokontany Ambodifahitra.

Ny nofony dia hiala ao an-tranony ao Ambodifahitra ny Zoma 09 Mey 2008 amin’ny 02 ora sy sasany, ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny fiangonana FJKM Ambodifahitra Maritiora alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambodifahitra ihany.

« Eny, na dia mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, dia tsy hatahotra ny loza aho ;
fa ianao no amiko »
(Sal.23:4a)

Tsy misy fiaretan-tory.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}