Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 17h01
 

Diaporama

Première réunion du Congrès de la Transition

samedi 3 décembre 2011 | Ra Bens (Photos)

Vu le nombre de ses membres, le Congrès de la Transition dans sa nouvelle composition s’est réuni au CCI Ivato.

Les élections des bureaux des deux chambres du Parlement (CST et CT) auront respectivement lieu Mardi et Mercredi. Mamy Rakotoarivelo, de la mouvance Ravalomanana, s’est officiellement porté candidat au poste de Président du Congrès.

3 commentaires

Vos commentaires

  • 5 décembre 2011 à 15:04 | mandinika (#4014)

    le adala be ireo no tena mpandany volam-bahoaka eo.
    vahoaka iza eto madagasikara no soloin’ilay vendran’ireo vava, tsy izaho aloha e. mba fantatr’izireo ve hoe mijaly ny vahoaka sa faly mizesta amin’ny indemnité samihafa fotsiny, toin’ny karama be loatra sy ny 4x4, sns... tsy voatanisa.
    Mba jereo ihany ry vahoaka namana ny olona fidiana fa ireo no tena mampitondra faisana antsika, raha tsy voavidy vola manko ireo dia tsy misy izany rà alatsaka izany vao afaka manala mpitondra eo. Ary ny vahoaka mba tena mahazo marina izay tadiaviny. Indrisy manko fa ireo CST sy CT ireo matetika vao voafidy dia tsy mahalala intsony ny toerana nahavoafidy azy fa tamana manao fiainam-be ao Antananarivo ao, ny sasany aza tsy nandalo fianarana akory fa rehefa mitombo ny hareny dia ampy azy izay.

    • 5 décembre 2011 à 17:52 | zakakely (#6213) répond à mandinika

      tena mandreraka mihitsy ity entin’olona tsy voafidy ity e ! ny fanafodin’izao dia izay mpitondra voafidy eo @ manaraka dia tokony tsy mampandoa hetra ny malagasy mandritra ny herintaona. @ izay mba mety maivana ny alahelontsika vahoaka @vola hanin’ireo mpitondra @ izao ireo. Ny hetra alohantsika ihany anie no tavanin’izy ireo ao e ! TOKONY HITOKONA MIHITSY ISIKA MPADOA HETRA E !

  • 5 décembre 2011 à 15:07 | mandinika (#4014)

    Manontany tena ihany aho hoe inona marina no tena asan-dry zalahy ireo,
    Asan-dahalo angamba, satria raha tsy mahavita manala dahalo eo amin’ny fitondrana rizalahy ireo dia dahalo mitovy aminy ihany koa

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS