Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 13h44
 

Filazana manjo

Ny Andriana RANDRIAMPENO GEORGES

lundi 10 décembre 2007 |  3120 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay

NY ANDRIANA
RANDRIAMPENO GEORGES
Papi Jo
Adjoint technique statistique retraité
Chevalier de l’Orde national


Dia niamboho ny zoma 07 Desambra 2007 rehefa nivahiny 70 taona teto an-tany ary nahazo ny sakramenta fanomezan’ny Eglizy ny zanany.

  Ny zanany :
RANDRIAMPENO Ralambomiarana Haingo Nadia
RANDRIAMPENO Georges Harinavalona sy Cinna Fok Mane Leng

  Ny zafiny :
RAMAROZAKA Andriamanjaka Miora Diana
RAMAROZAKA Andriamanantso Zo Cedric
RANDRIAMPENO Loggan Fy-Tahina Triu Kwan
RANDRIAMPENO Jade Meggan

  Ny renin-janany :
RALAMBOMIARANA Ghisiane

  Ny iray tampo aminy :
Terak’Itompokolahy RAJAONERA Michel sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itompokolahy RAJAONARISON Edouard sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itompokolahy RAKOTOVAO Paul sy ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’Itompokolahy RANDRIAMPENO Jean de Dieu sy ny zanaka aman-jafiny
RANDRIAMPENO Jean Baptiste de Lasalle sy ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’Itompokolahy RAMAROLAHY Raphael sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTO Maurille mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RANDRIAMPENO Louis de Gonzague sy ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’Itompokolahy RANDRIANALIFERA Alexandre sy ny zanaka aman-jafiny
RASOAMIARAMPENO Marie Claire sy ny zanaka aman-jafiny

  Ny havany avy amin’ny Rainy :
Terak’Itompokolahy RABETSAROANA mianadahy avy sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itompokolahy RAFARALAHY Paul mianadahy avy sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itompokovavy RAZAFIMIHAJA mianadahy avy sy ny zanaka aman-jafiny

 Ny mpiara miasa taminy tao amin’ny STATISTIQUE Anosy
 Ny EKAR Mb Thérèse de l’enfant Jésus Isotry
 Ny EKAR Sacré cœur Anosikely
 Ny EKAR Tangaina Ampitatafika Ste Céciie
 Ny Fokontany Andrambato Itaosy
 Ny Fokontany Tsaralalana

Ny nofony dia hiala ao aminy lot BM 372 Morarano Ampitatafika ny Alarobia 12 Desambra 2007 amin’ny 2 ora ary hafenina ao amin’ ny fasan-drazany Andrambato Itaosy aorian’ny fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana EKAR Ste Cécile Tangaina Ampitatafika.

« Dia ahita fiononana amin’izay aho ka hiravoravo na dia amin’ny fangirifiriana tsy mifadintrovana aza, fa tsy nandà ny tenin’i Ray masina ».
(Jaoba tok : 6-and 10)

MIVAVAHA HO AZY