Stade Alarobia
Mouvement des ecclésiastiques
mardi 6 avril 2010
| 2228 visites
|
6 commentaires

Portfolio
6 commentaires
Vos commentaires
est - ce que Odon razanakolona a participe a ce mouvement ecclesiastique ?
il n’est pas en prison pour les mêmes méfaits ecclesiastiques que ses collegues irlandais.
Ce n’est pas un mouvement des ecclésiastiques ! C’est celui des pasteurs anciens étudiants de la faculté de théologie fjkm d’Ivato et adeptes du fifohazana (exorcistes)donc des fanatiques mystiques. En plus, ils agissent en meute.
Enfin, je doute fort, en voyant les images et connaissant la capacité du stade à contenir des spectateurs, qu’il y ait eu 40.000 participants à cette mascarade.
Vous pourriez ne pas regarder les photos car en vous lisant, j’ai l’impression que vous êtes malade cardiaque.
Soit, pour vous faire plaisir, nous réduisons à moitié le nombre des « fervents » à la mascarade = 20.000 - Vingt mille !!!!???? Une quantité NON NEGLIGEABLE hein ravalotaksin !!!
Ny fifohazana tompoko dia midika hoe fifohazam-panahy fa tsy fanatiques velively.Ny mpino rehetra dia antsoina hoe Mpifoha na fifohazana.raha fitinina tsotra dia izao:Asan’Andriamanitra amin’ny alàlan’ny Fanahy Masina,atao koa hoe famangian’ny Fanahy Masina ny fifohazana izany hoe:Asa sy vokatry ny Fanahy Masina ny Fifohazana amin’ny alàlan’ny Tenin’ Andriamanitra.Ny foto-kevitra sy ny hevitr’Andriamanitra nanorenany ny fifohazana dia izao:Jer 6:16.« Izay miorina amin’ny fanorenana nataon’ Andriamanitra sy mizotra amin’ny làlana nosoritiny no mahita fahombiazana sy vokatra maharitra eo amin’ny asany ary mahatoetra tsara hatramin’ny farany ».Araka izany ny Tenin’ Andriamanitra no fototra niavian’ny fifohazana ary ny fampianaran’ny raiamandreny,izay miorina amin’ny Tenin’ Andriamanitra.
Ara-poto-kevitra izany ny tenin’ Andriamanitra no iorenan’ny asan’ Andriamanitra rehetra sy ny iasany ;ara-tantara,ny tenin’Andriamnitra dia tsy hoe : teny voasoratra fotsiny na notorina teny amin’ny rivotra ka handalo foana fa miasa sy mitsofoka eo amin’izay itenenany,dia ny fiainan’ny olona ,ny fiaraha-monina,ny tantaran’ny fiangonana,ny fiainam-pirenena Isaia 55:11.Izay no fanazavana fohy azoko omena anao tompoko.Tsy manam-bola aho fa izay mba nananako no omeko.
EFA IANAREO MILAZA HO MPIVAVAKA IREO IHANY NO
NANIMBA ITY FIRENENA ITY @ FIARAHANA MALOTO MIARAKA AMINDRA8
EFA TOKONY HO TONGA SAINA IANAREO
EFA SAZY NTAON’ANDRIAMANITRA IO MAHAZO ANAREO IO DIA MBOLA MITADY HANAO FOANA.
ADINONAREO ANGAHA FA I RA8 MITSY NO EFA NIFONA TENY IAVOLOHA.
MIFONA MIFONA MIFONA HOY IZY SATRIA NANOTA TEO ANATREHAN’ANDRIAMANITRA SY NY VAHOAKA MALAGASY.
TOHIZO IHANY DIA HO ITANAREO NY VOKANY.
MBA MISAORA AZY ALOHA FA TSY MISY IRENY GEURRE TANY IRAK SY CATASTROPHE NATUREL SAHALA NY TANY CHILI IRENY TETO AMINTSIKA.
MPITARI-BATO VILAM-BAVA.
MBOLA IANAREO IHANY ANIE NY MAMPIKATSO NY FIANAMPIRENENA AMIN’IZAO E !
EFA VITA IO TETEZA-MITA IO RAHA TSY NISY NY BLOCAGE NATAONAREO AVEC RA8.
izao lasa ela be ny tetezana KA MANJARY IANAREO INDRAY NO MANOME VAHANA NY HAT HANAONAO FOANA TAHAKA NY NATAONAREO.
HANODY ANAREO NY HELOKAREO FA AOKA TSY NY VAHOAKA TSY MANANTSINY NO HIZAKA AZY.
MERCI.