Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 17 juin 2025
Antananarivo | 23h04
 

Malagasy

AREMA

« Mitombina ny ahiahinay »

vendredi 22 février 2008 | Naivo kely |  588 visites 

Ity rivo-doza mamotika ny mpiray tanindrazana ity, no anton’ny fitakiana ny hanemorana ny fifidianana. Io indray no nentin’ny antoko AREMA nanamarin-tena amin’ny fitakiany ny hanemorana ny fifidianana. Tetsy amin’ny foibe Soanierana no nilazany ireo omaly. Taorian’ny nandavan’ny fitsarana ilay fitoriana napetraky ity antoko ity ny hanemorana ny fifidianana, dia mitohy ny fanoherana ataon’izy ireo ny fifidianana mpanolon-tsaim-paritra ny 16 martsa izao. Ny manitikitika ny rehetra, dia ny hoe, raha mihemotra ny datin’ny fifidianana, handray anjara hirotsaka ho fidiana ve ity antoko ity ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}