Près d’un an après la suspension des activités d’extraction de cobalt et de nickel, le projet Ambatovy reprend sa production. Cette reprise interviendra d’ici mars. Environ 3 000 tonnes de cobalt seront produites durant les trois premiers mois de reprise, a annoncé Sumitomo Corporation, la firme japonaise, actionnaire principal du projet. L’ambassadeur du Japon en poste à Madagascar l’a également révélé mardi dernier, lors de la fête du Japon.
« Le projet d’Ambatovy a été obligé de suspendre la production de nickel et de cobalt depuis mi-mars 2020, en raison de la propagation du coronavirus à Toamasina, et environ 800 employés de différentes nationalités d’Ambatovy ont dû être rapatriés dans leur pays respectif. Au cours des derniers mois, Ambatovy a travaillé très sérieusement pour créer des conditions qui permettront la reprise de leurs opérations. On peut désormais espérer que la production reprenne très prochainement », a déclaré Higuchi Yoshihiro.
Le diplomate japonais à Madagascar serait l’un des artisans de cette reprise des activités d’Ambatovy. Il a engagé des discussions avec le gouvernement malgache dans ce sens. Ambatovy de son côté a commencé à faire revenir dans le pays les employés étrangers rapatriés chez eux en avril 2020. Quant aux employés envoyés en chômage technique, ils ont repris du service.
Les prix du cobalt, du lithium ou encore du nickel devraient connaitre une hausse en 2021 en raison de la demande de plus en plus forte pour les véhicules électriques. C’est ce qui ressort d’une analyse de Bloomberg NEF.
La bonne perspective des cours de nickel et de cobalt seront ainsi une bouffée d’oxygène pour cette compagnie minière qui ambitionne d’atteindre une production maximale de 3000 tonnes en moins de 100 jours lors de la reprise.
« Étant donné que le projet d’Ambatovy est la source de revenus majeure pour la fiscalité et les devises étrangères et aussi un grand pourvoyeur d’emplois dans ce pays, la reprise de ses activités donnera carrément un impact positif sur l’économie malgache », a mentionné l’ambassadeur japonais. En effet, Ambatovy joue un rôle important dans l’économie de Madagascar en assurant 27% des recettes fiscales. Le projet emploie 10.000 personnes dans ses mines. 80% d’entre elles sont de nationalité malgache.
Vos commentaires
25 février 2021 à 09:13 | Shalom (#2831)
Raha nilaza izao ny ambasadaoron’i Japon dia taorian’ny fivoriana nataon’ny ambasadaoro 8 eto amintsika tao amin’ny masoivohon’i Inde taorian’iny fampisehoana herim-pamoretana tamin’ny sabotsy lasa teo iny.
Tao amin’izany fivoriana izany i Japon sy Corée … izay anisan’ny mpamatsy vola ambadika ihany koa an’i Madagasikara.
Misy antony matoa nisy io fivoriana io.
Tsy mahagaga raha tsy mahalala ny antony ny Ambanilanitra.
Fa ny mpitondra kosa ve mba mahatakatr’izany ?
25 février 2021 à 09:18 | arsonist (#10169)
Na dia ilaina tokoa toy ny mahazatra aza ny fidiram-bola amin’izao vanin’andro izao ,
dia tsy adioina fa ny aim-bahoaka no laharam-pahamehana !
Nitranga tatoato ny karazan’olona milaza tena fa nandia fianarana tany amin’ny sekoly malaza , dia mitratrevatreva fiavy manambany izay olon-drehetra tojo ny lalany .
Angamba katraka tokoa ireny olona ireny , saingy ny « bla » mifanesisesy mitoman-davana , izay fitenin-jaza vao miana-miteny no fomba anehoana hevitra matetika .
Tsy azo antoka mihitsy fa tsy foza tsy sahy mampiseho masoandro ny mahafoza azy ireny olona ireny . Dia manao saka manafin-kiho .
Ka aleo hazava tsara ny fipetrakin’ny vatom-panorona eo ambonin’ny akalana politika eo anivon’ny Nosy amin’izao fanjakana entin’i Bokassa gasy sy ny foza izao !
Maro loatra manko ireo olona be tetika maizina manafi-kiho mba tsy aha-rakatra ny zava-dozabe tadiaviny hitohy sy ny hafa ratsy koa tiany ho tanterahana .
Ireto roa ireto izao no isan’ny zava-dehibe indindra tsy azo afenina fa miharihary toy ny kary anefitra !
1. Difotra tanteraka anatin’ny fahoriana sy ny fahantrana faran’izay mangidy indrindra ny Gasy.
2. Bokassa gasy izay tompon’andraikitra voalohany indrindra amin’izao voina tsy roa aman-tany mihatra amin’ny Gasy izao dia mikendry ny hipetrahany fotoana faran’izay maharitra indrindra eo amin’io toerana io . Ka ny dingana voalohany ny amin’izany dia ny fahatratrarany ny fifidianana manaraka amin’ny taona 2023 aloha , sy ny aha-voafidy azy indray amin’izay ! Mazava tsara fa izay izao no imasoan’ireto foza rehetra ireto ho tratrarina .
Tsy adala akory ny Gasy ka hoe tsy te hiala tanatin’izao fahoriana sy fahantrana faran’izay mangitsokitsoka mihatra aminy izao .
Ary misy Gasy maro milaza tena fa mikendry ny hanesotra an’i Bokassa gasy teo amin’io toerany izao io , fa izay no heveriny fa dingana tsy maintsy lalovana mba hamonjena ny Gasy .
Mazava izany fa mifanohitra amin’i Bokassa gasy sy ny foza ry zareo ireo .
Eo amin’izay indrindra no mitatao ny olana tena goavana izao , ka tokony ho tandremana tsara mihitsy !
Misy olona manko milaza tena fa manohitra an’i Bokassa gasy sy ny foza hono izy . Kanefa koa sady milaza mazava zavatra roa loha tena mampieritreritra izy : 1. miandry ny fifidianana amin’ny taona 2023 hono izy handresena an’i Bokassa gasy ; 2. dia toheriny hono ireo tsy miandry ny taona 2023 fa miezaka ny hanesotra an’i Bokassa gasy alohan’io taona 2023 io .
AZO AHIAHIANA HO FOZA MIDITRA ANDAHARAN’NY FANOHERANA IRENY OLONA IRENY , MBA HANAKORONTANA DIA TSY AMPAHOMBY NY MPANOHITRA !
Satria tsy rariny raha avela hiharitra izao fahoriana sy fahantrana faran’izay mangidy mianjady aminy izao hatramin’ny taona 2023 ny Gasy . Izay olona mihevitra sy mikendry hahita tombon-tsoa amin’izao fahoriana sy fahantran’ny Gasy izao no tsy te hikendry ny hanesotra haingana dia haingana tsy misy atak’andro an’i Bokassa gasy !
Satria raha olona voan’ny aretina amin’izao fotoana andro izao , ohatra , dia tsy hilaza mihitsy amin’ny mpitsabo azy hoe : « Aza atao izay aha-sitrana ny aretiko alohan’ny taona 2023 ! »
25 février 2021 à 10:00 | Shalom (#2831) répond à arsonist
100 isan-100 👍👍👍.
Inona no diso amin’ireo fanadiadiana ireo ? Tsy misy.
Ny fanampiny aza no mbola ho avy.
25 février 2021 à 09:24 | Shalom (#2831)
Tsetsatsetsa :
1) Raha olona misaina sy ampy solaitra ny mpitondra ankehitrio sy ireo « CV » mpanolo-tsainany, dia TOKONY tao anaty drafitr’asany ny fandraisan’ny fanjakana malagasy io fitrandrahana an’Ambatovy io.
Raha misy ny miliara nolazaina fa hiantoka ilay IEM (sary pipi) izay lasa PEM PEM Girls, maninona raha natao tao anatin’izany ny fandraisana an’Ambatovy ?
2) Fifandraisana amin’ny sinoa :
a- Iny làlana Tsarasaotra Ivato iny dia làlana 2x3 fa tsy 2x2 toa izao.
Inona ny Antony tsy nanatanterahana izany arak’ilay kahie nanamarika ny filana tany amboalohany ?
b- Ahoana no mbola miato ny fanaovana ilay làlana etsy Ambodihady Ambohimanarina ?
d- Ahoana ilay resaka « péage » ho an’ireny làlana ireny ?
Hevitra atsipy ireo omena ho dinihin’ireo milaza azy ho mpanohitra tsy ao anatin’ny rodombe ka mihevitra ny handray fitondrana amin’ny 2023
25 février 2021 à 12:19 | Mahitsy (#11156) répond à Shalom
Tena tsy mitovy hevitra aminao aho hoe ny fitondrana malagasy no tokony hitondra an’ambatovy. dia izao fanjakana izao ve ry Shalom no hitondra an’io tsy ho 3 volana io raha ela dia mikatona ?dia hitombo indray ny ao ampaosin-dry razakandisa sy ny namany(maka ny anjarany hono izao ry razakandisa e,manao retour sur investissement ; hoy i BM izay tao carlton raha niteny fa hanohana an’idj ny freedom. « Mitodika aminao aho madama ary misaotra anao fa raha tsy ny vehivavy toa anao tsy ohatr’izao izy ». izay mahafantatra an-dry rajoelina dia ohatry ny ahoana i andry sy voahirana taloha teo besarety dia ohatry ny ahoana kosa ry mialy teny amboditsiry
25 février 2021 à 13:47 | Shalom (#2831) répond à Shalom
@ 25 février à 12:19| Mahitsy (#11156)répond à Shalom ^
aie ! aie ! aie ! Raha niteny aho hoe tokony ny fanjakana malagasy no Mandray an’Ambatovy dia fanjakana mendrika sy matanjaka no resahiko.
Ary tsy mahagaga ahy velively raha tsy tao anatin’ny soritr’asan’ireto ankehitriny ireto io hevitra io.
Mitsatsaingoka aho ka mamaritra ilay soratrao hoe : « … ohatry ny ahoana kosa ry mialy teny amboditsiry » !
Amboditsiry ? Rainilaiarivony, Rasanjy … Hiafina aminao ve ny tantara ?
25 février 2021 à 09:35 | plus qu’hier et moins que demain (#6149)
Assalaamo alaikoum
« Seule la vérité blesse » n’est-ce pas ? ./
Enfin une lumières au fond du tunnel, peut-être, n’est-ce pas ?
Cette reprise d’activité d’Ambatovy serait-elle de bonne augure voire le sésame tant attendu qui va améliorer notre situation socio-politique et économique ?
Le débat est ouvert mais dans un pays où les dirigeants ont mis tous les œufs dans un même panier, cette réouverture va booster encore la demande en PPN que l’offre n’arrive plus à satisfaire donc elle va engendrer une stagflation dans notre pays n’est-ce pas ? Qui vivra verra.
25 février 2021 à 09:47 | Stomato (#3476) répond à plus qu'hier et moins que demain
Qui vivra verra ?
A condition de vivre encore quand le temps de voir quelque chose sera arrivé !
25 février 2021 à 11:30 | plus qu’hier et moins que demain (#6149) répond à plus qu'hier et moins que demain
Bonjour Stomato,
N’oublions pas que les quat’mis ont plus de résistance que les gens ordinaires et c’est pareil pour le peuple face à ses dirigeants n’est-ce pas ? Il les verra tomber de leur piédestal sans nul doute croyez-moi : Après 1972, 1992 et 2002, la loi des séries fera rentrer dans les annales aussi 2022 vu l’entêtement du régime actuel n’est-ce pas ?
25 février 2021 à 11:26 | betoko (#413)
On peut critiquer cette entreprise d’Ambatovy mais produire 3000 tonnes de cobalt ou de nickel en espace de 100 jours n’est pas négligeable et la concurrence internationale est très dure , laissons les détracteurs d’Andry Rajoelina cracher leur venin , cela ne nous étonne guère
Les chiens aboient la caravane passe
25 février 2021 à 14:52 | Shalom (#2831)
Aoka tsy ho adino ny tsiahy mahazatra sy zava-misy marina mikasika ny raharaham-pirenena :
TRAGEDIE DU ROI CHRISTOPHE (DJ TSY AMPY SOLAITRA)
IZA AMIN’IRETO ARY NO TANTERAK’I DJ Roi Christophe ?
Valin-teny tsotra no angatahina : vita, tsy vita na mbola tsy vita.
Mijanona ity lalao ity rehefa miala eo amin’ny toerany io fitondrana fopla io.
Fanagadrana izay mitsikera ny fitondrana
200 000 ar ny karama farany ambany
Bulding marobe
50 000 logements
4x4 afaka mananika tendrombohitra
Drônes miady amin’ny dahalo
Miami
Côte d’Azur
Parking EPP
Tanamasoandro
Piscine olympique
Puce-n’omby
Tramway
Fambolena Coton Tuléar
Paris (Antsihanaka)
Fizarana tany 1ha isan’olona
Angidimby 10
Fitaovana manara-penitra ho an’ny miaramila
Fiakaran’ny vidin’ny lavanily
Panneaux solaires anti-delestage
Angovo sy rano ho an’ny daholo be mora vidy
Fampianarana maimaim-poana
Fahasalamana ho an’ny daholo be tsy an-kanavaka
Asa ho an’ny rehetra
Indostria ho an’i Madagasikara
Ny vehivavy sy ny tanora ho an’ny ho avy
Fahampiana sy fahaleovantena ara-tsakafo
Fitantanana ny harena voa-janahary an’i MAdagasikara
Fitantanana manan’andraikitra ny faritra
Ny spoaro, rehereham-pirenena
Ady amin’ny kolokolo
Làlana Ambilobe Vohémar, Tetezana Ampasika, Anosizato, RN44 izao indray autoroute Tanà Toamasina
Orin’asa isaky ny faritra 22
Tranomaizina manokana ho an’ny mpanao kolikoly
Kit scolaire + feutre (???)
Comptoir d’Or de la BFM
Karaman’ny filou isam-bolana homena ny faritra
Ho foanana ny sénat
Oniversite isam-paritra
Karniem-pokotany misy « CODE BARRE » manara-penitra
Ravalomanana no filohan’ny mpanohitra
GasyCar
Kianja manara-penitra
Téléphérique (Sans budget, sans étude d’opportunité) MERCI LE VEILLEUR alias L’EVEILLEUR (#1331)
Ozinina momba ny fambolena any Itasy
Drônes
RN 13 : si je ne termine pas la réhabilitation de cette route, je ne ferai plus de politique
La plus grande cimenterie d’Afrique
Usine éthanol Ambilobe
Locomotives FCE avec les Wagons ...
Flyover Antananarivo andrefana
Ordinateur par Fokontany
Handrakotra ala an’i Madagasikara (Guiness record fambolen-kazo)
Tsy andoavambola ny fampianarana eny amin’ny fanabeazana fototra (maro ny nikatona satria tsy mandray karama ny mpampianatra FRAM )
Digitalisation bourses d’études
Plan Marshall
Iles Eparses
... Sao misy mazoto ny hanoy.
25 février 2021 à 14:52 | Shalom (#2831)
Aoka tsy ho adino ny tsiahy mahazatra sy zava-misy marina mikasika ny raharaham-pirenena :
Ireto ny toe-javatra tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :
Kianjan’ny Demokrasia
26 janoary 2009
07 febroary 2009
Bonbon sisety
Resaka doublon
Gadra tany Farfangana
Fitaovam-piadiana naiditra antsokosoko
Ireo gros bras vahiny (mercenaires)
Ilay fiara Escalade naiditra an-tsokosoko
Miaramila tany Amparafaravola
Ecrans plats (MinInter)
Resaka Rolly Maercia
Volamena tatsy Morisy
Volamena tatsy Comores
Satro-boninahitra Ranavalona
Volamena 73,5 kilao
Fanodinkodinana ny fanampiana COVID-19
Ny vidin-tsolika
Ny delestazy
Ny rano maloto
Orinasa madinika mpanao làlana tsy voaloan’ny fitondrana ny volany
Tifitra ny 18 febroary, mpianatra maty tatsy Toamasina
Varotra ny Nosy Mitsio
Fifanekena amin’ny sinoa
Vy any Soalala
Tsy fandoavana ny vatsimpianarana 4 volana miampy fitaovana ho an’ny mpianatry ny anjerimanontolo Toamasina
Tsy fandoavana ny karama 4 volana an’ny mpiasan’ny anjerimanontolo Toamasina
Ny GRAPHITE tsy hita izay mba nahasoa ny vahoaka malagasy
Ny Hazan-dranomasina lasan’ny vahiny ka mivanaka ny mpanjono malagasy
... Sao misy mazoto ny hanoy.
28 février 2021 à 20:37 | RAJEMISA (#10819)
C’ est bien. Cela permet déjà à l’ activité économique de reprendre partiellement et de permettre à des familles d’ avoir du travail et de revenus pour revivre.