Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 17 juin 2025
Antananarivo | 11h52
 

Malagasy

Norbert Lala Ratsirahonana

Mandinika vao mandray fepetra

vendredi 14 novembre 2008 | Penjy R. |  1085 visites 

Tsy re firy ny tenako amin’ny fanehoan-kevitra momba ny fiainam-pirenena. Antony, dia mitazana ny fomba fiasan’ny fitondrana aho. Eo no hitsaranay ny asa vitany. Ilaina ny mangina, sao hambara fa mamingana ny fandaharan’asan’ny fanjakana. Aorian’ny fahitana ny asa nataon’ny mpitondra vao manapaka hevitra.
Io no nambaran’ingahy Norbert Lala Ratsirahonana omaly raha sendra ny mpanao gazety. Tsy mba fomban’ny antoko misy anay ny mitabataba mialoha, nefa ny ilay olona mbola eo an-dàlam-piasany. Ny vahoaka ihany koa mandinika, hoy ity mpitarika ny antoko AVI ity. Rehefa tonga ny fotoana hanehoanay hevitra, dia miara-mahita eo isika, hoy ny lehilahy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}