Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 3 juillet 2025
Antananarivo | 23h41
 

Filazana manjo

Maître RAKOTONOMENJANAHARY Fidinirina

mardi 17 juin 2008 |  3224 visites 

Misaotra an’Andriamanitra izahay noho ny nanomezany
ny malalanay niaraka taminay nandritra ny 52 taona

Maître
RAKOTONOMENJANAHARY Fidinirina
Avocat à la cour d’Appel de Madagascar


nody any amin’ny Rainy ny Alahady 15 jona 2008.

Hoy ny :

  Vadiny :
RAKOTONOMENJANAHARY Njiva Heliniaina (Teraka RAMIANDRISOA)

  Zanany :
RAKOTONOMENJANAHARY Andiniaina Cédric
RAKOTONOMENJANAHARY Joro Fabrice

  Ray aman-dreniny :
Rakotozafy Arsène mivady

  Rafozany :
RAMIANDRISOA David mivady
RASOARIMANANA Noroharinjiva

  Renibeny :
Rtoa RANGORISOA Louisette vady navelan’Itpkl
RAZAFIMAHATRATRA

  Iray tampo aminy :
Dr RAKOTONOMENJANAHARY Nirina sy Angelina ary ny zanany
RASOANOMENJANAHARY Vohanginirina sy Hery ary ny zanany
Dr RASOANOMENJANAHARY Lisy Helinirina sy Guy ary ny zanany
RAKOTONOMENJANAHARY Fanomezantsoa sy Gisèle ary ny zanany (France)

  Iray tampo amin’ny vadiny :
RAMIANDRISOA Narimanana mivady sy ny zanany
RABEMANANTSOA Andry mivady sy ny zanany
RALANTOARISON Romain Sam mivady
RAMIANDRISOA Johary
RAMIANDRISOA Narindra

  Ny Fianakaviana manontolo

Ny Ordre des Avocats

Ny FJKM Ankadivoribe Famonjena, FJKM Ambohinerana Fanatenana, FJKM Mahitsiarivo Avarabary, FJKM Imeritsiafindra, FJKM Ambohitritankady Fitiavana sy ny zanaka am-pielezana, FJKM Mahatsinjo Fanantenana Itasy sy ny ZAMASOI.

Ny Fokontany Mahamamba Ambohibao.

Ny nofony dia hiala ao an-tranony Lot 037D Mahamamba Ambohibao ny Zoma 20 Jona 2008 amin’ny 1 ora tolakandro ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ankadivoribe Famonjena alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ankadivoribe ihany.

« Aza malahelo ny fonareo ; minoa an’Andiamanitra, ary minoa Ahy koa.
Ao an-tranon’ny Raiko misy fitoerana maro ; raha tsy izany, dia efa nilaza taminareo Aho fa handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho ».
(Jaona 14 : 1-2)