Sitrak’Andriamanitra ny niantso ny mpanompony

Mompera Dadabe
MASSIMO REVERDITO Zezoita
Vikeran’i EKAR Tanjombato
ny Alarobia 16 Janoary 2008 teo amin’ny faha-87 taonany sy faha-70 taona naha-relijiozy ary faha-57 taona naha-pretra azyVikera Jeneralin’ny Diôsezin’Antananarivo izy amin’ny taona 1967 - 1969
Hoy :
– Son Excellence Mgr Odon M. A. RAZANAKOLONA, Arsevekan’Antananarivo
– Son Excellence Mgr Augustine Kasuja, Nonce Apostolique
– Son Excellence Mgr Jean Paul RANDRIAMANANA, Eveka Mpanampy
– Révérend Père Ludovic RABENATOANDRO, Vicaire Général
– Révérend Père Jean Romain RAFANAMBINANA SJ, Provincial
sy ny Fikambanan’i Jesoa eto Madagasikara
– Révérend Père Elio Sciuchetti, SJ, Curé sy ny Kristianina Paroasy Md Filipo sy Zaka Tanjombato
– Ny Kristianina amin’ny Distrikan’ny Tanjombato
– Ny Communauté Jésuite Saint Régis niainany
– Ireo Fiangonana sy Paroasy niasany ao amin’ny Diosezin’Antananarivo sy Toliary, Ambatolampy, Ambohimiadana, Antanimena, Bezaha, Belamoty, Analamahitsy, Faravohitra, Ambiatibe, Amborompotsy ary Tanjombato.
Ny razana dia andrasana ao amin’ny Paroasy Md Filipo sy Zaka Tanjombato. Ny Sorona Masina fandevenana dia atao ny Sabotsy 19 Janvier 2008 amin’ny 12 ora sy sasany ao amin’ny EKAR Tanjombato, alohan’ny hitondrana azy eny amin’ny fasan’ny Relijiozy eny Ambohimpanja, Ilafy.
« Tonga ny fotoana, tsy maintsy mandeha aho »
(Mk 14, 41 - 42)