Le FFKM (Conseil œcuménique des églises chrétiennes de Madagascar) a lancé officiellement hier, à l’Ecar à Antanimena la célébration de ses 40 ans d’existence. L’anniversaire proprement dit ne se déroulera qu’en 2020. En attendant, et après la cérémonie qui a eu lieu à Antanimena, la célébration sera poursuivie dans les provinces.
La cérémonie d’hier s’est déroulée sous la houlette des quatre dirigeants des églises membres du Conseil à savoir l’église luthérienne (FLM), l’église de Jésus Christ à Madagascar (FJKM), l’église anglicane (EEM) et l’église catholique romaine (ECAR)
Vos commentaires
Il les fait pas...
Arahabaina sahady aloha nahatratra izany taona izany.
Soso_kevitra avy hatrany
Samia velonaina.
EKENA NAMA*** Marina ny Anao .....!!! mba hialana @ny BLABLAAAAAAAAAAA sy ny WAWWWAAAAA Mba hijoro MARINA @ny maha-IZY AZY IREO ???? samy tsara
@ ratiarivelo 8 mai (2019) à 13:18
« ...mba hialana @ny BLABLABLA...sy ny WAWAWA...Mba hijoro MARINA @ny maha-IZY AZY... »
Rarìna mba tena « HO MPAMPIANATRA .... amin’ny FINOANA sy ny FAHAMARINANA » mandrakariva ny FFKM, tsy ho lany andro amin’ny fanaovana pôlitika isan-karazany sy ny lanonana mbany ny fisehosehoana ivelany fotsiny...toy ny maha-zatra ny « jentilisy » ! Araka izao fanazavan’ ny Apôstôly Paoly ny nanendren’i Jesôsy Kristy azy :
1 Timoty 2:5-7
5 Fa IRAY NO ANDRIAMANITRA , ary IRAY NO MPANALALANA amin’Andriamanitra sy ny olona, dia KRISTY JESOSY, Izay olona,
6 sady nanolotra ny tenany ho avotra hisolo ny olona rehetra, dia zavatra ho FITORY amin’izao androny izao.
7 Mba HANAO IZANY no nanendrena ahy HO MPITORY sy Apostoly (milaza ny marina aho, fa tsy mandainga), HO MPAMPIANATRA ny jentilisa amin’ny FINOANA sy ny FAHAMARINANA.