Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsaganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa nodimandry ny zoma 18 may 2007 teo ny malalanay :

KOWANG JEANNETTE WAI SIO KING
Officier de l’Ordre National Malgache
Chevalier de l’Ordre National Malgache
Chevalier de l’Ordre du Mérite de Madagascar
Hoy :
– Ny vadiny :
KOWANG VICTOR
– Ny zanany :
KOWANG Anthony sy RABEARISOA Mirana
KOWANG Johnny sy TRONG-LIN CHAN
– Ny zafikeliny :
Sergio, Faniah, Estelle, Shannon
– Ny iray tampo aminy :
WAI SIO Jacqueline sy WENG PIO (Tamatave)
SWAI HIOUTSY Sylvain sy RAKOTONIAINA Haingo
KEN sy CHAN SENG (Canada)
– Ny iray tampo amin’ny vadiny :
JEANNE T’IN YAO HO (Veuve) (Taipeh)
HIVETSENG MAXIME sy SEYMOY (Tamatave)
HIVEMENG sy Chan ya Ying TWING
WATSANE (Veuve) (Mahanoro)
HIVEWENG André (Tamatave)
– Ny fianakaviana manontolo
– Ny Ekar Saint François Xavier Antanimena
– Ny Fokontany Ambanidia
Ny nofony dia hiala ao amin’ny tranony VE 26K Ambanidia « Villa CHRYSANTHEME » ny alahady 20 may 2007 amin’ny 1 ora tolakandro ary atao veloma farany ao amin’ny fiangonana EKAR St François Xavier alohan’ny ametrahana azy ao amin’ny Cimétière Anjanahary Antananarivo.
« Raha mbola hisy koa ny farany tsy ho foana ny fanantenako... »