Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 12h03
 

Filazana manjo

KALOVAIAVY

mardi 20 mai 2008 |  1859 visites 

Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny hava-malalanay :

KALOVAIAVY
Chef de Bureau du Service Financier retraité
Commandeur de l’Ordre National Malagasy
Membre titulaire de l’Académie Malagasy

Tamin’ny Alahady 18 mey 2008 rehefa nivahiny 77 taona teto an-tany

Hoy

–  Ny zanany :
VERONIAINA Irma sy RANDRIATSIZAFY Samuel
KALOVAIAVY RANORO Harilandy
KALOVAIAVY Razafindraketaka Miray
KALOVAIAVY Razanamandimby Elga Suzy
ZOVASOA Rahima Alice
TSARAHASINA Alain
ZAMIRA Roland

–  Ny iray tampo aminy :
MALAZAMANANA Jean Roger
TSILANIZARA

–  Ny zafiny
–  Ny fianakaviana manontolo
–  Ny fikambanana SOJABE SOFIA
–  Ny fikambanana SOFIA MIRAY
–  Ny Akademia Malagasy
–  Ny « Médiature de la République »
–  Ny « Ministère des Finances et du Budget »

Ny Fokontany Ampefiloha Cité sy Ambatolahy Befandriana Avaratra

Ny Fiangonana FJKM Isotry Fitiavana.

Ny nofony dia hiala ao an-tranony logt 224 Cité Ampefiloha ny Talata 20 mey 2008 amin’ny 02 ora tolakandro, ho entina any amin’ny fasan-drazana any Antsakoamivanditra Befandriana Avaratra.

« Jehovah no mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho, Mampandry ahy amin’ny ahi-maitso Izy, mitondra ahy eo amoron’ny rano fialan-tsasatra Izy ».
(Salamo 23, and 1-2)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}