Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 13 juillet 2025
Antananarivo | 13h37
 

Malagasy

Manakara

Hetsiky ny mpanohitra

samedi 7 février 2009 |  1658 visites 
  • mail
  • linkedin

Nampalahelo fa dia niafara tamin’ny fahafatesan’ny olona iray ny hetsika izay nataon’ireo mpiara-dia amin’i TGV tao antampo-tananan’i Manakara.

Misafotofoto be ihany ny filazan’ny mpanao fihetsiketsehina sy ny nambaran’ny ben’ny tanana satria ny iray voalohany dia nananbara fa efa nirava ny fihetsiketsehina nataon’izy ireo vao nitifitra ny miaramila. Ny mifanohitra amin’izany kosa anefa no nambaran’ny ben’ny tanana izay nilaza fa tsy voafehin’ireo mpitarika ny hetsika intsony ireo mpanaraka azy ary naika lasa tany amin’ny fandrobana, avy amin’izany no nahatonga ny mpitandron’ny filaminana hitifitra ka namoizana ain’olona iray.