Centre de Conférence International d’Ivato
Des images insolites lors de l’atelier « teny ifampierana »
lundi 8 mars 2010 |
10 commentaires
| 8377 visites
| 
Portfolio
10 commentaires
Vos commentaires
Bonjour,
Nos héros sont fatigués !!!!!!!!
Nos dirigeants actuelles ressemblent à peu près à cela !
Tena MAHAMENATRA marina e !
Maninona moa raha ireo sary ireo no entin’i C. Vital any Addis-Abeba ?
Tena mampiori-koditra ihany koa !
Dia mbola sahy foana ve ny HAT miteny hoe ireo olona « VOKY DE MATORY » ireo no atao hoe VAHOAKA MALAGASY ?
Je dirai plutôt : nos zéros sont fatigués... de ne rien faire ! Mahamenatra be !
Voky de matory- alefaso indray ny kaly manaraka eeeeee, les pauvres, zao ve ny olona mba taratry ny fitondrana fat ?????? matory apitoerana ohatrizao daholo ???? tena tsy mahaliana azy sy tsy rarahiny izany ny zavatra natao tao fa ny présence fotsiny no tsy maintsy natao- hanamaromaro ny isan’ny olona tonga de lazaina hoe betsaka tokoa ny olona tonga tsy lavina nefa olona hihinankanina sy atory toy izao fotsiny no tao ????? n’importe quoi, mbola ho ela vao androso madagasikara raha izao foana no atao
Nandeha nihaino bla-bla, avy eo tsy manak’olazaina, tsy misy miraharaha, ny ery ambony lapiazo no manao izay mampiety ny tatany, ary ny anareo mpitazana dia natao hankato fotsiny ihany.
Nahoana moa no tsy resi-tory @ farany ? Miwawa no betsaka, fà ny vaha mbola tsy hita éé !
IREO NO HATAO HOE « MATORY ANDRO NY BLABLA SY NY TENY IFAMPIERANA TSY MANDEHA @NY IZAY IZY » MASINA NY TANINDRAZANA.
Pardonnez-les, ils ne savent pas ce qu’ils font !
Comment voulez-vous qu’ils restent éveillés, devant tant d’abberations ?
Et, ce sont là des cadres, soucieux de l’avenir de la Nation ou sont’ils soucieux de l’avenir de la Ration (excusez du plagiat !)
Et celui qui se tient la tête se dit : "Mais qu’est ce que je fais dans cette galère ? Le magot, proche ou loin, mérite-t-il cela ?
Et, les représentants de la societé civile présents, ont déjà oublié le départ (janvier à 17 mars 2 009) qui a amené à cette mascarade, rient jaune !
– Voky izy dia natory rehefa avy nandrezatra !
– Mandrotsirotsy be izany fimenomenoman-dry zalahy izany !
– Omeo rangahy ny kaly sy ny fananana fa ela loatra izany blablanareo izany a !
– Et je m’endors sur mon oreiller !
« teny ifampiesonana » izany io atelier io ! MDR
Ainsi donc voilà comment s’est décidé l’avenir de Madagascar ...
Si par malheur Andry Rajoelina arrive à ses fins, il faudra garder ces images ...